Hipoaka io... miala any koa ny RAS

21. ramosekely ( 29/12/2009 19:53)
mila hetsiketsehana izy ty ry zalahy fa ho tonga ihany ny election 2010 AN
22. terrywui ( 30/12/2009 11:22)
aza manody letsy Rapique a..! mbola be ny ho manaraka fa io aloha hionony ao bainnn a...! hni hin hin hin hon hon hza ndray no lazainlah fa tsy mahay mandefa vidaka ve leeee..! revenlah ve ty vidaka ty ?

http://www.youtube.com/watch?v=Z1AGPNOq7EU
23. pikatti ( 30/12/2009 11:35)
Nataon'elah tsara petrapetraka hono razoam :-D :-D :-D
http://www.youtube.com/watch?v=wJx4Xo3JTFY&NR=1
24. terrywui ( 30/12/2009 11:40)
hay efa nokoziny tamlah le izy ??;;... zao lety no tena marina fa fikanlery zany a! amin'ny 3h ny rdv nay mitsamy : fa efa tamin'ny 5h30 lery vao niantso anah oe efa eto ah fa aiza elah e!! ssssssshhhhh ! nitovy tsy nisy hafa tamle tany amn Fara Andriamamonjy letia !!! gaigy koa iny bandy iny
25. pikatti ( 30/12/2009 11:44)
=)) :-D =)) :-D =))
Elah leisy no nitsoaka aloah nefa hoe efa andraso ao , fa ahoana foana leity elah mitsoaka io a, neverin'elah fa piste-ko ndray mantsy ,zaon-dahin'ilay tary mpitendry iny no koboko tao ,
Alohan'ny hipoahan'ity tgvendran'elah ty aloha aleo asiana le à gogo
26. jarifa ( 31/12/2009 05:14)
ramosekely:

mila hetsiketsehana izy ty ry zalahy fa ho tonga ihany ny election 2010 AN



Andao ary ho eny @ 13 Mai isika e! ataovy ny pro

tonga lesy dia soraty ny liste dia izay tsy tonga ampadoavina hetra a
Mirary fety milay ho antsy rehetra e


:-*
27. ouioui ( 31/12/2009 10:20)
Aza mino ny lazain'i Batista ialahy Rapikany a,laingany fotsiny zany, mbola mahavita mandainga le ngama iny nefa hiangona tssss :twisted:
28. dadabe ( 03/01/2010 07:10)
izay vao kobo fa ny frantsay no tena ao ambadiky ny HAT le ...donk tsy misy afaka mikofoka mafy ny gasy satria be ny ho very fihinanana raha tsy lany eo ny hevitry ny frantsay ....MIVERENA ATY CHINE LESS E
29. fijo ( 04/01/2010 21:23)
aza mankeny amin'ny 13 mai izany intsony ,fa efa vita ny lapan'ny tanana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8575