décès de jacques Sylla

1. Noue ( 26/12/2009 18:08)
D'une leucémie
décédé ce matin à 12h30
répondu par fijo le 05/01/2010 21:39
2. maryline ( 26/12/2009 18:19)
Mamangy amin'ny fahoriana sy miombinkalahelo amin'ny fianakaviany dia mirary fiadanana ho an'ny fanahiny
3. wxxx ( 26/12/2009 20:19)
Miombom-pahoriana @ fianakaviany
4. pikatti ( 26/12/2009 20:45)
Toutes mes condeléances

5. pelaka2000 ( 26/12/2009 23:51)
tena hita mihitsy fa ny dadany sasany no namisavy an'i sylla eh,atahorany mafy mihitsy mantsy io mahery fonay io,rehefa avy novoin'i dada herizo razafimahaleo dia sylla,indray izao ,tena lozabe mihitsy ity dadany sasany ity ,mila mailo be ianao ry president Andry oooo
:evil: :evil: :evil:
6. milamm ( 27/12/2009 02:10)
aminkaja sy voninahitra no anaterany tenanay ny fampiononana ho an'ny fianakaviaviana sy ny tontolo politika Malagasy fampiononana,miara mioryho lavitra'alahelo...ho tsara levenana ny maty ary feno haja ny fianakaviana
7. Rabefitia ( 27/12/2009 10:31)
8O mampahery ny fianakaviana manontolo
8. AndriambyII ( 27/12/2009 13:40)
Mamangy @ fahoriana .
Noue >>> karazana leucemie sanguine sa ???
9. esserra ( 27/12/2009 19:33)
10. antsoy ( 28/12/2009 02:05)
Mampalahelo koa izany, nefa mba tiako ery iny praiminisitra iny!
11. dadabe ( 28/12/2009 02:51)
mirary fiononana ho an'ny fianakaviana
12. terrywui ( 28/12/2009 14:15)
asio sary noue a ! zay le talentanlah anie ! ...asio sary mbo asiana commentaire kely letsy a!! de efa miova ny taona izao de mba mivoaha amzay elah ry noue fa aza be fo be any fa tsy laitra anie ra lasa otran'i sylla zao e! amboarimboary iany io fo io letsy ! de mirary fiononana ho an'y havana sy ny fianakams ny TGV n'ny serasera e! mbola ho vonoina ozy izay namono ! fantatra mantsy fa nasiandry zalah tsy nety nahazo toerana izy ! :roll: :roll: :?: :?: :idea: :idea: :idea:
13. pikatti ( 28/12/2009 15:27)
14. jacobo ( 28/12/2009 15:28)
15. xxx3 ( 28/12/2009 16:31)
efa nanana aretika cansert de prostate dia voany gripa A tampoka dia fanina ny docteur ,dia iny lasa iny ingahy rainy na izany aza anefa dia mamangy ny fahoriana ihany @ maha malagasy ny tena
16. ndotofetsy ( 28/12/2009 16:55)
MAMANGY @ FAHORIANA DE TANISAO ZE HANARAKA HOE

hon hon hon
o^o o^o o^o
17. Robie ( 28/12/2009 21:19)

Paix à son âme
18. AndriambyII ( 29/12/2009 10:54)
Anisan' ny olona ni corroborer ny fisian' ny OUA i Jaques sylla niaraka t@ i Tsiranana !! 8) 8) il a fait son temps !!
19. pikatti ( 29/12/2009 12:44)
Sao ary ny dadany zany lazan'elah zany ry Billy ??? lasa mapifangaro resaka zany leisy elah tato ato klé, ny dadany (Albert SYLLA) no ministra ny raharaham-bahiny t@ andron'ny Itplh Tsiranana
20. milamm ( 29/12/2009 13:56)
nafangarony Andriambyll izy mianaka,

-i Itpkl Albert Sylla(metisy frnatsay senegalais araky ny siosio)dokotera teraka tany Toliara,solombavambahoaka frantsay,Padesm niova Usdm nniaraka t@ norbert zafimahova lasa ministry ny raharahambahiny t@ androny Tsiranana maty nianjera t@ DC4 (izay tsy mazava ihany koa ny momba ilay lozampiaramanidina lehibe nahafaty olona55 sy mpanamory 19/07/67)izay nosoloiny Jacques Rabemananjara(rain\'i Charles Rabemananjara notendreny lavanify ho PM) poety Malagasy ny 22/07/67

-iJacques Sylla zanany avy @ Mme Laguet(kiriolona avy ao La reunion)teraka tany Ste Marie,PM teo ambany fitondrany Ravalomanana feb 2002-jan 2007 ,avy eo pdt ny National Assembly2007-2009 ,ary nivadika tanteraka t@ Tim sy RAvalomanana rehefa nitana ny SG tim ataonany mary,farany teo de notendreny lavanify ho lehibeny kongresy ny tetezamita ny 8 sept 09 dia izao lasana izao rehefa noho ny aretina efa nahazo azy antaonany maro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0565