décès de jacques Sylla
21. fijo
(
29/12/2009 19:46)
veloma izany razaka fa mpamadika moa,ka raha hanaraka fomba be eto koa toa hiatsaravelatsihy,fa dia lasa iray izany ny mpanao polifika e
22. Toumba
(
29/12/2009 20:02)
hita wa ry fijo ,ny gasy mpiatsaravelatsihy e,mba firifiry moa no misohaiter ny ahafatesan'i ra8,ry ratsiraka ,ry rajoelina sy sisa ireo ,eny fa na ry lelison sy charle aza izao no gly dia mbola misy mihatsaraveletsihy ihany ny sasany ,
aleo lasa izay lasa e
aleo lasa izay lasa e
24. Toumba
(
29/12/2009 20:18)
tsy blem leroa ,na ny zanany ,na ny rafolahina ,na zaobaviny ,na ny rafozany en tous cas efa lasa izy aloha ,lasa any @ varitsimifody
25. xxx3
(
29/12/2009 20:28)
tena loza ity nahazo an'i sylla fa nanangatra sahady ny anao lahy ,tena nivadika orarera mihitsy
http://www.dailymotion.com/video/x259hh_ny-nanahary-odoie
http://www.dailymotion.com/video/x259hh_ny-nanahary-odoie
26. AndriambyII
(
29/12/2009 23:58)
http://fr.news.yahoo.com/73/20091229/tpl-grand-emprunt-bug-sur-le-site-web-de-1198b37.html
Ity no erreur !
Ity no erreur !
27. esserra
(
30/12/2009 00:37)
lasa nanao loterie ny site Web de Matignon ha ha ha 45millions lasa milliards
Le site Web de Matignon avait mis en ligne les noms de trois nouveaux membres du gouvernement
Misy raha anie ity informatika ty lehiretsy e :-D
Ef voajerinareo ve le film hoe "Erreur de la banque en votre faveur"