Ohatrinona ny karamantsika gasy?

1. joharyjohary ( 10/12/2009 19:14)
Izy ity moa izany dia araka ny lohateny hoe "eritreritra mandalo", ka tsy diso toerana angamba aho raha sendra nandalo ny eritreritro ka hanontany eto hoe:

Mba ohatrinona avy ny karamantsika GASY? Ataovy xxx ny mpamaly dia aza mandainga lé!
répondu par falyfenosoa le 04/02/2010 09:53
2. joharyjohary ( 10/12/2009 19:17)
Ny Gasy eto Dago io a!

Fantako zao fa ny fanontaniandry zalahy voalohany eto dia hoe : ny an'la aloha tenenina, lol.

Izay no hanaovako hoe ataovy xxx dia samy miala e! Okay daholo.
3. xxx ( 20/12/2009 22:14)
Karama varimasaka !!! :-D :-D :-D
4. xxx ( 26/12/2009 22:59)
Tsy hidiran'iza ny karaman'ny olona fa ny mety angamba dia ny manontany ny smig e! Secret izany sady tsy fanontany hoe firy taona ianao?
taona sy tapany aho io! ^^ ^^
5. Seeno ( 04/02/2010 07:16)
izaho moa d ts bol nkarm mints ka ts mank'evtra mints, f io v ts miankn @le categorie (fem 2meng, secrtair, ingnier)? sa ahoan? ar n anciennT kouh met mikot ah!
sur za f n genre d'e/se iasan kouh d met ho sam mnn n karm?
eheh d tss idirk mints le iz satria za mias ten ka d mahita karm m'lay dhol e!
6. xxx ( 04/02/2010 07:32)
Indices salariaux en nombres negatifs²² X n / n= -1
7. falyfenosoa ( 04/02/2010 09:53)
Miarahaba antsika indray e! elaela tsy nitafatafa sy nanoratra tato noho ny adidy aman-andraikitra.
manontany ianareo hoe ohatrinona eo izao ny karamantsika malagasy.
-raha ny karama farany ambany aloha dia 70000ar na 350000fmg io no noferan'ny mpitondra nanomboka ny taona 2003, ary mbola tsy nisy fisondrotany hatramin'izao, io izany dia ho an'ireo izay mpiasa vao miditra any @ ireny orinasa tsy miankina @ fanjakana ireny.
-ny olona mitana ny ressources humaines dia manodidina ny 1000000ar hatramin'ny 3000000ar, fa io dia miankina @ orinasa iasany. Ankoatran'io ny tombotsoa isan-karazany(trano, solika, fiara, JIRAMA sns)
-Raha ny eo @ sehatra misy anay mahakasika ny vola kosa dia 100000ar eo ny farany ambany ho an'ireny mpamafa trano sy ny mpiambina, 190000ar eo ny karaman'ny guichetier na caissier toy ny BNI, BFV sns , ny informaticien indray dia eo @ 250000ar à 300000 ar raha vao miditra, fa ireo dia miakatra isaky ny roa taona na isan-taona miankina @ convention collective.
izay no azo atolotra aloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1225