MAPUTO3

1. pikatti ( 08/12/2009 15:07)
Par ailleurs, avoir le contrôle sur les Mines, le président du CNR(Prof Zafy) n'hésiterait pas à mener des enquétes sur l'exploitation de Cobalt et de Nickel par Sherrit à Ambatovy ou d'Ilménite par le QMM à Fort-Dauphin. Les dossiers louches sur la délivrance des permis de Péche illicitement effectuée pendant la transition de la HAT tomberont également sous l' « Ampamoaka » brandi par le Prof.


http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?

Izahay aloha dia vonona mitsy raha asiana ampamoaka daholo zao afera maizina rehetra zao e,aleo any ho hitan'ny havany eo n'iza n'iza io
répondu par xxxw le 10/12/2009 22:39
2. pikatti ( 08/12/2009 15:13)
Propositions des trois mouvances à Maputo
« C’est de la provocation ! », déclare Andry Rajoelina

Ary toa mifezaka be foana hoa ty bandy ty e :idea: :idea: :idea:
3. badoboys ( 08/12/2009 16:54)
Tànana efa zatra mitsotra iny ry ngama a,mpilaiso ihany no mahina @ nataony,angaha moa tsy izany ihany no ahanaovany loham-boto @ io resa-tseza rivotr'io
4. vitamatavy ( 08/12/2009 19:26)
logika be izany ry pikatti an ,ny mahana ihany ny mpanao ratsy,ary izahay koa mba mangataka hoe ohatrinona marina izany vola lasan'i ra8 tao @ banky foibe izany
5. fijo ( 08/12/2009 20:43)
ka ny azy amin'izao no mety aminy ko,izao izy manao izay tiany tsy misy bedy.
6. badoboys ( 08/12/2009 23:26)
Par ailleurs, avoir le contrôle sur les Mines, le président du CNR(Prof Zafy) n'hésiterait pas à mener des enquétes sur l'exploitation de Cobalt et de Nickel par Sherrit à Ambatovy ou d'Ilménite par le QMM à Fort-Dauphin. Les dossiers louches sur la délivrance des permis de Péche illicitement effectuée pendant la transition de la HAT tomberont également sous l' « Ampamoaka » brandi par le Prof.

Mahamay ndray laholo reto ,hitako mitady hanakana ny hiverenany :roll: :roll: :idea:
7. AndriambyII ( 09/12/2009 00:01)
A suivre ....
8. badoboys ( 09/12/2009 00:16)
Ary araho tsara fa aza mandray an-tendrony fotsiny
9. AndriambyII ( 09/12/2009 00:23)
Tsy mpitandrok' omby izahay ra Badboys ! izay hevitrao lazao tsy am-pihambahambana ,mbola afaka mifandrimbona ara-kevitra isika eto.
10. badoboys ( 09/12/2009 00:28)
Ny hevitr'elah zao no efa mazava fa lahatra dia zay , inona koa no dikan'izany,
efa lazaiko elah fa araho tsara !!
11. AndriambyII ( 09/12/2009 00:35)
Lahatra = omnipotence , terme galactique universelle Mr badboy .
12. andevo ( 09/12/2009 00:37)
Aza manao lohan'andevo eo elah ,
marina ny voalazan'i badoboys hoe araho tsara fa mifangaro be ny resaka
13. AndriambyII ( 09/12/2009 00:41)
andevo:

Aza manao lohan'andevo eo elah ,
marina ny voalazan'i badoboys hoe araho tsara fa mifangaro be ny resaka



8) 8) 8)
14. badoboys ( 09/12/2009 00:43)
koa nen'nedala politika =filozofia=zeografia=environement???????
15. andevo ( 09/12/2009 00:47)
Inona koa io bandy mitomany Andriambe tony nefa manao lohan'andevo fotsiny ^:^ ^:^ ^:^ :-$ :-@
16. AndriambyII ( 09/12/2009 00:51)
Etemenanki hajim ara ka iam hat rahaim bishmila varoum iadanah aminah , salanitra i badboys sy andevo !
17. andevo ( 09/12/2009 00:53)
Inona ndray hono leity no resahin'ty :?:
18. badoboys ( 09/12/2009 00:54)
resaka andevo t@ razanlery tany hono :lol:
19. ramosekely ( 09/12/2009 00:58)
ndeha matory jiaby ry anaka isany fa efa misy manofy sahady
20. badoboys ( 09/12/2009 01:00)
Matoria elah fa tsisy niantso anelah teo , ary aty aminay vao hariva
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2122