MAPUTO3
21. AndriambyII
(
09/12/2009 01:01)
Ny taranak' andevo no tsy maintsy mitsangana @ maty sy manavotirika maso hanantateraka sy hijery ny lesoka tsy vitany tety an-tany ! :-D :-D :-D wooouahhhahhaaaa !! :lol: :lol:
23. AndriambyII
(
09/12/2009 01:08)
Ianareo no mety hiantefan' izany resaka izany Mr bad boys et andevo raha tsy mandray fanapahan-kevitra dieny izao ianareo.
24. andevo
(
09/12/2009 01:10)
fanapahan-kevitra dieny izao ianareo.
resaka tsy loha-body foana koa ny anty zalahy ty??? aza manao lohan'andevo zany leuleu
26. badoboys
(
09/12/2009 01:18)
Tsy namaly ny resak'elah kosa aloha i andevo raha tsy hitany fa tsy tao e :idea:
27. andevo
(
09/12/2009 01:20)
Lahatra = omnipotence , terme galactique universelle Mr badboy
zao ,o resany nefa lay loha hevitra maputo3. :idea: :idea: :idea:
29. AndriambyII
(
09/12/2009 01:35)
andevo:
Lahatra = omnipotence , terme galactique universelle Mr badboy
zao ,o resany nefa lay loha hevitra maputo3. :idea: :idea: :idea:
Aza hadino andevo fa mifandray daholo ny zavatra rehetra eto @ ity tany ity , na dia tsy to aza .
30. andevo
(
09/12/2009 01:37)
Adalana ve leity ny manavaka ny dinika samihafa be dia be ato ireto a :idea:
35. AndriambyII
(
09/12/2009 02:17)
Fa ny eto angaha tsy misy eritreritra politika ?eritreritra hiainantsika ?? :lol: :lol:
36. badoboys
(
09/12/2009 02:28)
Eritreritra ny hamboly zaridaina bozaka elah ary dia alefaso ary @ zaridaina
fa tsy manao lohan'andevo fotsiny eto
fa tsy manao lohan'andevo fotsiny eto
37. AndriambyII
(
09/12/2009 02:32)
badoboys:
Eritreritra ny hamboly zaridaina bozaka elah ary dia alefaso ary @ zaridaina
fa tsy manao lohan'andevo fotsiny eto
Badoboys badaboum boum boum ,
:?:
39. AndriambyII
(
09/12/2009 10:46)
Avelao @ izay ny fanaovana plagiat n'ny ps n'olona ry wui wui an !!tongavan' ny angatra tena izy toi fa tohizo tsara , dia efa milaza ah izay !
40. pikatti
(
09/12/2009 14:28)
slt Billy
inona foana koa zao resak'elah isany ato zao bainn, hitako anie izy io fa mbola mitsapa hoe ahoana no ahamalian'elah azy e,raiso mora hoa fa aza entim-po lisany
Ny maputo3 hoy rakidoro de katso any zany ary erera giravy hoy ihany lery , hay ve nitsangana t@ maty zany kidoro lé :-D :-D :-D :-D