Dé vonoina izany Zafy, Ra8 sy Ratsiraka?

1. kidoropamba ( 04/12/2009 14:57)
Tsy mety kosa izany Rolly Mercia à. Ekena fa tsy miombonkevitra velively @ izy telo lahy aho fa tsy vaha olana kosa izany famonoana an'izy telo lahy, ary ny handefasana an'i Mangalaza sy Rakotoarivelo ary Fetison any Tsiafahy izany.

Ravalo dia tsy maninona raha samborina dia tsaraina ary efa meloka sahady k alefa any Tsiafahy. fa tsy mety kosa izany raha hoe "peine de mort", "vonoina" izany e. Isika izao efa mitabataba be amin'ilay balita kely nataon-dravalo sorona koa dia isika indray no "hamono lona"? Tsy mety izany ra-Rolly.
répondu par antimpanahy le 05/12/2009 10:43
2. Mirananirina ( 04/12/2009 16:13)
peine de mort
ngaha nisy izany :?: :?: :?:
3. bazylou ( 04/12/2009 19:15)
aleo mihitsy hovonoin'ny tgv any fa fanetry be ny tany :-P :-P :-P 8-) 8-)
4. fijo ( 04/12/2009 19:33)
de TGV fanetry kely ny tany???hihihih
5. antimpanahy ( 05/12/2009 10:43)

Tsy tafavoaka amin'izao zizotra ataonareo izao hianareo raha ny FO be no hiasa fa tsy ny SAINA , mandiniha tsara , mieritrereta dia ho voky andro tahaka ahy hianareo , matoa aho niditra teto dia efa nivonona ny hangatsiaka foana ny foko ary efa fantatro ny ho ambaran'ny tsirairay saingy ny marina tsy maintsy avoaka na ho faly ny sasany na tsia !

misaotra tompoko !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.126