Aiza no misy ny toerana Otran'ny OMDA aty ITALIE na FRANCE ?

1. gabidemony ( 04/12/2009 07:01)
Za manana hira izay noforoniko izany hoe ahy ilay hira dia tiko hosoratana
amiko ilay izy nefa tsy haiko hoe aiza no tokony halehako aty ...Ny tany Dago zao de ny OMDA
fa ny aty ITALIE na FRANCE no tsy haiko
de mba mila vonjy @nareo
répondu par hery le 16/12/2009 08:47
2. hery ( 16/12/2009 08:47)
Eto Italia dia anontaniana ny ao amin'ny SIAE http://it.wikipedia.org/wiki/SIAE
Ny any Frantsa indray dia ny SACEM

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0547