hitsangana ny gouvernement sans mouvance rajoelina
1. vitamatavy
(
01/12/2009 04:40)
hoavy chissano ary dia ho hatsangana ny gouverenement ,efa nasaina i rajoelina ka dia ho hita eo.Efa tsy manankery intsony ireo minisitr'i roindefo,
répondu par fijo le 02/12/2009 20:54
3. pikatti
(
01/12/2009 12:19)
Efa tsy manankery intsony ireo minisitr'i roindefo,
tsy manankery ntsony ry zalahy araka ny lalàna nefa iza moa @ zao no mirahara ny lalàna ,??? ry tgv tsisy te halala zay lalàna zany fa ny saim-pantany ihany zay hiblokena ny sasany tsy hiara miasa aminy ihany no tena paikany
zany refa tsy vory saina :roll:
7. vitamatavy
(
01/12/2009 20:10)
raha manao forcing anie ry mangalaza miampy ny 3mouvance mety ho tafavoaka io ,saingy sarotra hinoana izany satria samy nanongana teo daholo ireo
9. vitamatavy
(
01/12/2009 20:35)
sarotra hinoana na dia probable aza ny, CRN midradradradra ery ny renconciliation national nefa aiza ,toa voa maika aza mampiady
11. AndriambyII
(
01/12/2009 23:38)
Let us wait to see, one will be fine loan for the settling of score !! be or not to be that is the question !! hihenja-maro ny tady atsy ho atsy ry zalahy !! :idea: :idea:
13. kidoropamba
(
02/12/2009 14:39)
Raha mianakendry hody le8 aza adino fotsiny mitondra virja swaziland fa raha io lohabe-anao io ihany Ra8 no entinao dia teha-maina no ahazo anao ary any Tsifahy no miandry anao. hin hin hin hin!
14. pikatti
(
02/12/2009 20:00)
ny resak'elah ry kidoro mba ataovy sérieux fa tsy laozan'elah mitomany virja lava zao ,olona maty ozatra ty no mbnola misary gaigy eto ihany :-D
15. vitamatavy
(
02/12/2009 20:36)
mba mitady virja kosa lery e ,eny pigalle lesy misy vrakiny be raha hitady elah an
16. fijo
(
02/12/2009 20:54)
an an ,ny azy eny tsaralalana ,fa asaina mitodika le sipa,de hoe virja e.
