hitsangana ny gouvernement sans mouvance rajoelina

1. vitamatavy ( 01/12/2009 04:40)
hoavy chissano ary dia ho hatsangana ny gouverenement ,efa nasaina i rajoelina ka dia ho hita eo.Efa tsy manankery intsony ireo minisitr'i roindefo,
novalian'i fijo ny 02/12/2009 20:54
2. tsimatimanota ( 01/12/2009 06:19)
TSY MAHAY N INONINONA KOA I DJ KA TSY VOATERY HO ANY
RA8 IRERY IHANY NO JOKER NY DAGO
3. pikatti ( 01/12/2009 12:19)
Efa tsy manankery intsony ireo minisitr'i roindefo,


tsy manankery ntsony ry zalahy araka ny lalàna nefa iza moa @ zao no mirahara ny lalàna ,??? ry tgv tsisy te halala zay lalàna zany fa ny saim-pantany ihany zay hiblokena ny sasany tsy hiara miasa aminy ihany no tena paikany
zany refa tsy vory saina :roll:
4. bazylou ( 01/12/2009 18:34)
aza ma,dainga re, 8O :*
5. feticon ( 01/12/2009 18:58)
mbola hivadika ny rasa io f'aza matahotra e
6. fijo ( 01/12/2009 19:51)
efa manomboka mivadika mihintsy fa leo ny vahoaka
7. vitamatavy ( 01/12/2009 20:10)
raha manao forcing anie ry mangalaza miampy ny 3mouvance mety ho tafavoaka io ,saingy sarotra hinoana izany satria samy nanongana teo daholo ireo
8. fijo ( 01/12/2009 20:19)
mety hanao an'izay ry zalahy ireo ka
9. vitamatavy ( 01/12/2009 20:35)
sarotra hinoana na dia probable aza ny, CRN midradradradra ery ny renconciliation national nefa aiza ,toa voa maika aza mampiady
10. fijo ( 01/12/2009 20:37)
tsy misy fika hafa io,fa mila terena kely ilay zaza vao hanaraka ka
11. AndriambyII ( 01/12/2009 23:38)
Let us wait to see, one will be fine loan for the settling of score !! be or not to be that is the question !! hihenja-maro ny tady atsy ho atsy ry zalahy !! :idea: :idea:
12. dadabe ( 02/12/2009 14:37)
all right ! that's fine :wink:
13. kidoropamba ( 02/12/2009 14:39)
Raha mianakendry hody le8 aza adino fotsiny mitondra virja swaziland fa raha io lohabe-anao io ihany Ra8 no entinao dia teha-maina no ahazo anao ary any Tsifahy no miandry anao. hin hin hin hin!
14. pikatti ( 02/12/2009 20:00)
ny resak'elah ry kidoro mba ataovy sérieux fa tsy laozan'elah mitomany virja lava zao ,olona maty ozatra ty no mbnola misary gaigy eto ihany :-D
15. vitamatavy ( 02/12/2009 20:36)
mba mitady virja kosa lery e ,eny pigalle lesy misy vrakiny be raha hitady elah an
16. fijo ( 02/12/2009 20:54)
an an ,ny azy eny tsaralalana ,fa asaina mitodika le sipa,de hoe virja e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0808