TSY NY BOIS DE ROSE IHANY

1. nanjakely ( 30/11/2009 17:22)
Tsy ny bois de rose ihany no harempirenena ambony karazany eto amintsika fa eo dia eo ihany koa ny :RUBIS ,SAFIRA ,ARINTANY (charbons de terres) ,MERCURE, RANO ,....fa isika moa izany dia niraikitra teo aminty bois de rose ity ihany ny dinika ? fa efa hatry ny taona maro no efa nanondran'ireo Mpitondra teto amitsika ireo HARENA ireo ,ohatra fotsiny ny RUBIS sy ny SAFIRA ,EMERODA dia nananganan'i President Ravalomanana Toby Lehibe miaraka amin'ny miaramila mihitsy ny Fitrandrahana azy io tao Andilamena , Ilakaka , behenjy
répondu par milamm le 03/12/2009 21:31
2. patrick2002 ( 30/11/2009 19:56)
Samy hitam-poko hitam-pirenena ny antsojay nataony Ravalomanana an`i Famille Andrianjafy izay tompony LE QUARTZ ,
Ny mampalahelo @ zanak`i Dada dia manana fomba fijery hafa izy ,nalain`i Dada ireny mba haha tsara tantana ny harem-pirenena ,ary hampitombo asa ny malagasy :oops: :oops: :oops:
FA MIHEVITRA ANAY INONA IALAHY RAVALOMANANA . :@ :@ :@
3. patriick2002 ( 30/11/2009 20:04)
Ataovy sérieux le resaka e 8O
4. vitamatavy ( 30/11/2009 21:35)
aza afangaro ny fitsandrahana illegal sy ny legal e ,mba ataovy serieux le resaka soa dia vitamatavy eo :-D :-D :-D
5. patrick2002 ( 01/12/2009 01:28)
f`angaha illegal ny exploitation minier hataony le quartz ,Tsy haiko indray izay ,mety ny foanany Ravalomanana angamba t@ fotoan`androny . :roll: :roll: :roll:
sahala @ resiliation nataon`i Ravalo anireo gasy manana agrement hanao exploitation forestiere maro ,nofoanana dia avy eo Josoa Ravalomanana nomena agrement hitrandraka 15 000 ha .
Tena Tia Tanindrazana marina =D> =D> =D>
6. AndriambyII ( 01/12/2009 08:04)
patrick2002:

Samy hitam-poko hitam-pirenena ny antsojay nataony Ravalomanana an`i Famille Andrianjafy izay tompony LE QUARTZ ,
Ny mampalahelo @ zanak`i Dada dia manana fomba fijery hafa izy ,nalain`i Dada ireny mba haha tsara tantana ny harem-pirenena ,ary hampitombo asa ny malagasy :oops: :oops: :oops:
FA MIHEVITRA ANAY INONA IALAHY RAVALOMANANA . :@ :@ :@


Mety tsy marina ny tenin' i patrick ny momba ny quartz tao ambanidia , I Christian zanak' i jannot aloha dia fantatro satria niara lehibe izahay ,
ary nisy manipulation avy t@ i manou ratsiraka no nahatonga ny toe- javatra tao .Nisy fampidirana magouille avy t@ ministeran' ny mine malagasy t@ andron-dratsiraka no nahatonga ilay izy ary conclusion finale @ ilay speculation no nataon-dravalo izay voafitaka tanteraka noho ny corruption napetrak' iny Ratsiraka iny tao t@ izy teo @ fitondrana.
Mbola maro ny afera tokony ho vahana @ izao fotoana izao ao antanana ao , ny fahamaizan' ny rova , andafiavaratra ,ny ile jean de nova ,ny ile nosibe ,ny aferana girofle , ny volamena , ny pierre precieuses ,petrole , gaz naturel ,ny lanthanides , ...

7. nanjakely ( 01/12/2009 09:25)
Mbola maro ny afera tokony ho vahana @ izao fotoana izao ao antanana ao , ny fahamaizan' ny rova , andafiavaratra ,ny ile jean de nova ,ny ile nosibe ,ny aferana girofle , ny volamena , ny pierre precieuses ,petrole , gaz naturel ,ny lanthanides ,
Mbola maro ny afera tokony ho vahana @ izao fotoana izao ao antanana ao , ny fahamaizan' ny rova , andafiavaratra ,ny ile jean de nova ,ny ile nosibe ,ny aferana girofle , ny volamena , ny pierre precieuses ,petrole , gaz naturel ,ny lanthanides , ...
NY TENA ZAVA DOZA RANKIZY DIA NY FITADIAVANA NY HANILIHANA IREO ZAVADOZA NATAON'IREO MPITONDRA TEO ALOHA (Ravalomanana, Ratsiraka ,Zafy Albert,Tsiranana..) AN-TAONANY MARO AMIN'IREO VAO NIDITRA ,
---TOKONY HO TAZONINA IHANY IZAY FAHAMARINANA SY NY TANTARA REHETRA NISEHO
8. patrick2002 ( 01/12/2009 11:40)
AndriambyII:

patrick2002:

Samy hitam-poko hitam-pirenena ny antsojay nataony Ravalomanana an`i Famille Andrianjafy izay tompony LE QUARTZ ,
Ny mampalahelo @ zanak`i Dada dia manana fomba fijery hafa izy ,nalain`i Dada ireny mba haha tsara tantana ny harem-pirenena ,ary hampitombo asa ny malagasy :oops: :oops: :oops:
FA MIHEVITRA ANAY INONA IALAHY RAVALOMANANA . :@ :@ :@


Mety tsy marina ny tenin' i patrick ny momba ny quartz tao ambanidia , I Christian zanak' i jannot aloha dia fantatro satria niara lehibe izahay ,
ary nisy manipulation avy t@ i manou ratsiraka no nahatonga ny toe- javatra tao .Nisy fampidirana magouille avy t@ ministeran' ny mine malagasy t@ andron-dratsiraka no nahatonga ilay izy ary conclusion finale @ ilay speculation no nataon-dravalo izay voafitaka tanteraka noho ny corruption napetrak' iny Ratsiraka iny tao t@ izy teo @ fitondrana.
Mbola maro ny afera tokony ho vahana @ izao fotoana izao ao antanana ao , ny fahamaizan' ny rova , andafiavaratra ,ny ile jean de nova ,ny ile nosibe ,ny aferana girofle , ny volamena , ny pierre precieuses ,petrole , gaz naturel ,ny lanthanides , ...





I Ravalomanana dia niaina t@ izany hatao hoe corruption t@ fitondrany Ratsiraka ,ary anisany nahazo tombotsoa t@ izany ,
Hiresaka aminao izaho ny Lait de soja ,orinasa SALSA tao ambatolampy ,rehefa nitotongana ity orinasa ity ,dia vaotery nakatona ,ary dia nomena @ 1 franc symbolique an`i orinasa TIKO ny fitaovana mitentina @ milliard tao anatiny ,haveriko aminao fa nomena t@ 1 franc symbolique ,nanaiky ny fanjakana satria ilay fitaovana tsy hilaina @ fiainana andavan`andro ka hoe azo hamidy eny antsena ,ny orinasa STAR sy TIKO ihany no mila azy ao Madagasikara .
Ka raha miteny ianao fa misy ny corruption tao @ Le quartz ka rariny ny nanaovana azy ,non non et non ,raha resaka economie no resahina ,tsy maintsy misy ny commerce vao hiroborobo ny economie ary ny commerce c`est l`art de voler ,eo no hitsipahako an`i théorie an`i Ravalo satria ianao miady an`i corruption noho ny fahamarinana, sy fahamasinana nefa ianaotsy marina sy masina ,izany hoe hakatona orinasa iray fa manao corruption, avy eo tohizany MAGRO ny corruption hataon`iny orinasa iny ,
Jereo fotsiny ny aferana bois de rose ,efa hatrizay no nisy ny aferana bois de rose ,rehefa nahazo fitondrana Ravalo dia nikitihana io aferana bois de rose io ,indrisy anefa fa ilay gasy kely mba manao aferana bois de rose tsy navela hanao fa ,izy MAGRO indray no manondrana bois de rose .
9. pikatti ( 01/12/2009 11:56)
elah ve tao @ io Quartz io e??? ary norma be fa zay nisy anelah zany de feno soloky daholo ,tsy mahagaga raha mbola io fisolokiana io ndray no nataon'ealh manafatra gassy ho any Canada,naloa daholo ny vola inscription de iny ela h fa nanjavovana 8O 8O 8O :twisted: :twisted: :twisted:
10. AndriambyII ( 01/12/2009 14:56)
Ny fitaovana momba ny pasteurisation tao @ salsa no tian\' i Rapat resahina .Ny azo tenenina aloha dia efa t@ andron\' i Ratsiraka (
11. saho ( 01/12/2009 17:32)
milay le ady hevitra ato
fehiny
ny matiere premiere dia hananan'ny gasy tokoa, fomba fijery avy aty ivelany maha gasy ahy dia be dia be ireo firenena industriel maka matiere premiere avy ao dago @ vidiny mirary be

branche fanodinana fitaovana ho meuble ohatra, matiere premiere avy ao dago ny bois de rose, fanaka milay be no vita avy @ io ary tsy varotana mirary fa tena lafo vidy be aty europe...ohatra meuble vita IKEA

maninona moa isika raha manao meuble e, dia isika gasy ihany no mivarotra azy, miodina ao gasikara daholo @ izay na ny vola miditra na ny asa atao
ekonomika izany miakatra ny ariary
rehefa mandray andraikitra ny gasy manampahaizana dia mijanona fananana gasy ihany ny matiere premiere gasy

dia atao toy izay daholo ny fomba fanodinana ireo matiere premiere ao mada rehetra, mijanona ao Gasikara daholo ny famokarana bois de rose sy ny fanodinana azy ho meuble lafo vidy fa tsy alefa aty Europe, ny europeana indray no atao famarotana meuble avy any mada @ vidiny lafo be, mahazo vola @ izay ny entrepreneur gasy mpamokatra meuble

dia toy izay koa ny matiere premiere vanille, hahodina asiana sarony tsara ny vanille iray, asiana hoe made in madagascar, dia ahondrana varotana marché europeana, na koa izay produit asiana vanille rehetra dia asiana hoe vanille made in madagascar

matiere premiere vato precieux koa ohatran'izay
vato safira ohatra ahodina tsara ao gasikara ihany dia apetaka firavaka ao gasikara ihany dia amidy firenena international @ vidy lafo be aty ivelany
fa le izy toa varomboba be miala mada fitrandrahana malagasy, kanefa aty europe ny peratra misy safira efa mahatratra any 500 euro minimum

ny tiako lazaina dia ahodina ao mada ihany ny matiere premiere rehetra

famokarana- fiodinana ho fitaovana ilaina -fivarotana @ prix international misy benefice

Ilaina ny fahaizana kanefa dia izay ny hahatafavoahana @ crise economika ao mada ao, mila manangana fanodinanana ho fitaovana ilaina ny entrepreneur

mazotoa
12. fijo ( 01/12/2009 20:03)
le fomba fijerin'ialahy isany mihintsy no misy efa voa mafy,na TIM io n TGV(samy T.....)ny fijery TIM ,dia nety daholo izay nataon'i levalo,da dia efa mibaribary izao aza ,fa nisy tsy nanjary tao dia hehe,nilay iny ka.ny fomba fijery TGV efa tsy azo afenina intsony le fifamadiana amin'izay nodradradradraina tery ankianja ,sy ny tena atao,fa dia oh oh ,tena io no mahavita azy ka.

mianara manohana sady mijery tsara
13. AndriambyII ( 02/12/2009 00:33)
Tsy mbola nisy voan' iza na iza aloha hatramin' izao fa miandry ny hevitra iraisana .Rehefa tsy raikitra ny @ izay , eo vao samy mandray ny fanapahan- keviny ny vondrona rehetra .Manaraka ny sisa. :wink:
14. patrick2002 ( 02/12/2009 01:11)
Amiko aloha raha ny hitsarana ny TGV dia alo0ha loatra izany satria ,mbola angady tsy mahatapa-kahitra ny TGV ,mbola manao ny hataony ny zanak`i DADA ,ary mbola matanjaka ,eo koa ny complice hataony GIC izay samy te hametraka ny pion ny dia i Ratsiraka pro frantsay ,Ravalo pro ouverture d`autre marché , i Andry TGV miatrika vavahadin`ady iray dia ny mouvance Ravalo ,nefa misy vavahadin`ady hafa mananotanona dia ny mouvance Ratsiraka izay lasa plus puissant qu`avant ,mametraka ny pion ny ,
Mangataka ny fanohanany Frantsay Rajoelina ,fa tsy henony frantsay satria ,ny olona manodidina an`i Andry dia mpanao politika izay niara niasa t@ Ravalo daholo izany hoe maniky ny hisokafany toe-karena malagasy @ firenena hafa .
Izany savorovoro rehetra izany dia misy ny mahazo tombotsoa ao anatiny ,tsy hiteny izaho hoe seigneur de la guerre ,satria tsy misy guerre ao madagasikara ,fa kosa sahiuko ny miteny fa misy ny seigneur de la transition ,mahazo tombotsoa amin`izao transition izao afaka manondrana bois de rose ,volamena ,etc...etc.
Izany rehetra izany dia ny Andry TGV no mahazo loza .
Ka hamaranako ny teniko dia .
Ny toe-karena no Lò
satria DADA manao beloha .
:lol: :lol: :lol:
15. antimpanahy ( 02/12/2009 15:25)
Ataovy matotra tsara toy izao ny resakareo dia tsy maintsy hivoaka eo ihany ny tena mpanao ratsy sy ny mpnao tantely afa-drakotra ny harem-pirenentsika hatrizay!
16. pikatti ( 02/12/2009 20:03)
anti-fanahy elah anti-fahendrena ,fa raha resak'elah ao ambony aloha de wiwi ,elah anie efa mba kôzina mba fetsifetsy hoa :-D
17. milamm ( 02/12/2009 20:20)
tena misy de misy le manandevo sy mangeja ny zo ny safidimbahoaka mahazo tombotsoa @ transition ary i lavanify no voalohany @ zany mandroba ny fananambahoaka izany ,ny afera sodhai,varun,sunpec ary hazo ao Masoala ...mila olona toa an\'i >indray hanendy an\'reto mpikomy reto ary hiasa handamina ny raharaha miaramila sy tafika,efa be ratsy vitany fis saika namboariny sarla sy lylison teny Ivato manko lery fa nahay niala de any akaikiny Ravalomanana no mitsotsotrahttp://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17314
18. fijo ( 02/12/2009 21:02)
efa maro ny ratsy vitan'ny TGV rapa an,nanomboka ny fandorana an'antananarivo izany.ny 26 janoary 2009,ary teo tsy nitsahatra intsony ny toetra mamoehitra ataony.taiza ialahy no mbola nahita mpikomy tao mada,ka hoe handoro ny radio nasionaly?????????
19. patrick2002 ( 03/12/2009 04:36)
Ny Radio Nasionaly t@ izany fotoana dia an' i TIM sahala @ ireny miheno Radio any @ tany komunista ireny ,fanetanana ary fandokafana an' i Dada maraina antoandro hariva ,efa tsy nisy mpijery sy mpihaino intsony ny RTM fa haleony olona miheno Radio VIVA ,dia iny ny Radio VIVA iny nakatony Ravalo iny ,izay no naha romotra ny malagasy ( fa tsy i Andry ah!) nandorony ny TVM mbola tsy afaka ny fo ny vahoaka ka nidorana koa ilay Radio Television , midongy tranony commune fa tsy mahaloa hofa-trano MBS ,mbola nandehanany Vahoaky ny Antananarivo nodorana ny MAGRO , hitany Ravalomanana io dia vao maika nahararaotiny ny raharaha ,nalefa ny EMMONAT nanao tenue civil handoro an' i CITIC sy namaky ny NAZA electronique ,ary miaraka @ fandorana olona mba hisy faty olona maromaro kokoa ,
Izany hoe ny EMMONAT mamaky trano miditra ny olona mandroba dia dorana ny trano avy eo ary hakatona ny varavarana fivoahana mba ho betsaka ny olona may , izany no nataony Ravalomanana dadan' ialahy ,
Nanomboka tamin, iny dia ny fanatique sisa no tonga teny @ 13 mai manohana an' i TGV ,nahazo aina Ravalo ,miha mihena ny olona tonga teny @ 13 mai , nanao action amin' izay i Andry nanao auto-proclamation ,niakatra teny ambohitsirohitra ,tifitra variraraka no nataony EMMONAT ,nanomboka niha nihena ihany ny olona ,niditra amin'izay ny miaramila tarihiny CAPSAT ,dia io vitamatavy io dadanareo ,
Natao izany tantara izany mba hampitamberina ny raharaha fa misy efa hors sujet sahady ny maro amintsika ,tsy haiko zokin' i Andry firy taona aby nareo ireo ka voan' i Alzheimer angamba ,nefa tsy mino izaho.
20. milamm ( 03/12/2009 21:31)
tena mipitsoka rapa leuleu :-D ato ihany reo mety ho zokiny andry fa rapa mety ho bainny lavanify ngamba de very tadidy na tadipoitra,tsianjery maimbo lesona omeny frantsay otrany mahazo an\'i bazy sisa no averiny eto.Tanety lava hono misy isainana ary efa mipoitra tsikelikely daholo ny marina fa tsy azo saromanana hevitra petatoko e,mandalina ny zvmisy v rapa sa de fankahalana diso toerana fotsiny an-Ravalomanana ka tsy mahita ny loza amin\'atambo nafitsoky lavanify ?
302 million euros avy @ vondrona eropeana ary 180 million U.S. dollars @ banky iraisampirenena(development funds)io no tsy mampilamina azy rehetra ireo oe iza no hitantana ireo ao anatiny tetezamita izao,hat te amikotr @ reo ministere de souveraignete sns,sahirana fetison manomana ny fampielezankevitra,tsy ho tonga ireo sosy ireo nefa raha tsy milamm ny fiainampirenena zany oe mety ho @ rep.4
ireto indray no ho mety ho tazana mpanelanelana @ Maputo 3 special the envoy of the United Nations, Tiebile Drame, Southern African Development Community (SADC) mediator, Joaquim Chissano. African Union (AU), Ablasse Ouedraogo, and the representative of the International Organization of Francophonie, Edem Kodjo,hitohy @ lohahevitra hafa sokafako ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524