Fisolokiana Mila vonjy ireo voafitaka ho any Kanada

1. pikatti ( 28/11/2009 00:41)
inona daholo lesy batista reto politika vary raraka reto klé????


Tratra i rapaty nisoloky TIM tany canada ,manao mpanera mantsy no tena adiny @ zao ministra very seza rehetra reo
Mpiasa 400 eo, voafitaky ny fitadiavana asa ho any Kanada ihany koa, amin'izao fotoana izao no mitodika sy mila vonjy amin'ireo mpitondra Fanjakana.
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=31547
répondu par pikatti le 02/12/2009 12:00
2. wiwiwi ( 28/11/2009 00:59)
Bandy mpisoloky iny papa a :lol:
3. Rajakoo ( 28/11/2009 01:34)
bandy very finanana lesy reny rapika a
4. patrick2002 ( 28/11/2009 02:24)
Ka henjehin'ialahy isany lafrantsa koa aiza ny olona no tsy hiazakazaka mankaty Kanada ,izany no halehany rehefa manary ny akoho tama-trano letsy ry pokatty ah! :lol: :lol: :lol:
5. gassmilay ( 28/11/2009 08:07)
Vôhenjika tao frantsa sa taty MADA ialahy nitsôka io zao,ary tsisy afa tsy ny fianakavianao ihany koa zany le mpivarotra zazavavy mankany Liban :roll: :idea:
6. terrywui ( 28/11/2009 09:26)
kay lety e! mahamay rapique hanaovan'i patrick azy fa "poakaty" hono klééé :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aoka letsy izy zay ra-pa fa tena efa petsa na ronono antavy be rapique a! mbola ataonlah hoe poakaty ko ve léé!!!! :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxxw ( 28/11/2009 10:10)
Emplois à l’étranger : la touchante naïveté des jeunes malgaches
http://www.tananews.com/2009/11/emplois-a-letranger-la-touchante-naivete-des-jeunes-malgaches/
Voasolokin'i rapa2002 ny Malagasy
Handefasanay Interpol any le jiolahimboto ty :roll: :idea:
8. patrick2002 ( 28/11/2009 11:26)
ary le pokatty lahy ity manana Ps be dia be ah!
gassmlay ,xxxw,rajakoo ,tena hita mihintsy fa mpisoloky TIM ilay manana kara-pifidianana maro tonga dia 1 er toro dia vita
9. xxxw ( 28/11/2009 12:05)
Aza afangaron'elah @ pikatti zà ry le vendrana ty a
rajako ny lohanlah :twisted: :twisted: :twisted:
10. maryline ( 28/11/2009 12:23)
xxxw:

Aza afangaron'elah @ pikatti zà ry le vendrana ty a
rajako ny lohanlah :twisted: :twisted: :twisted:



:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
11. yukaa ( 28/11/2009 13:06)
Aza afangaron'elah @ pikatti zà ry le vendrana ty a
rajako ny lohanlah :twisted: :twisted: :twisted:

Nahazo ndray le mpiteniteny foana ty :-@ :-@ :-@
12. bazylou ( 28/11/2009 18:20)
ty andafy ity anie tsy kilalao ry mdg isany e, sao mihevitra ny hahazo mora eto, tsy ao mdg akory ianareo :-D :-D :-D :-D :-D
13. pikatti ( 02/12/2009 12:00)
ty andafy ity anie tsy kilalao ry mdg isany e

fa aiza leity elah fa tazan-drawix tary @ Fra koa elah de nitsoaka be , lisany samy foza ve leity de mbola matahotra ihany elah bainn :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524