Manomana ny fampiharana ny sazy amin’izay ny Vondrona EropA

1. Ronaldo ( 28/11/2009 00:28)
Nambaran-dRatoa Maria Becerril Perez, mpiandraiki-draharaha eo anivon’ny Kaomisiona Eropeanina monina sy miasa eto amintsika;
Raha ny voalaza ao amin’ity andininy faha-96 amin’ny «fifanarahan’i Cotonou» ity dia takian’ny Vondrona Eropeanina mba hanomezany fanampiana ny fananjana ny demokrasia, ny tany tan-dalana.
répondu par pikatti le 30/11/2009 07:18
2. feticon ( 28/11/2009 00:30)
aleo saziana kely mihitsy e ,mba ho hanatry ny aoriana
3. terrywui ( 28/11/2009 09:34)
tsisy voasazy zany letsy eo BATISTA a....! ela anie kobo foana na hanao ronaldo na hanao inona eo e :-D :-D :-D :-D firy zay ny ps nlah lety?? sazy à sazy ..! elah no hosazin'i rapique eo fa faizo eo ihany ny ps nlery anie ee....!!
4. pikatti ( 30/11/2009 07:18)
Akama hotran'elah batista lesy fa aza mampiady angely eo elah bainn :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0563