fito volana 8 volana efa tena tofoka sahady ny mpokina
1. vitamatavy (
27/11/2009 20:25)
ravalo teo 7ans mba nisy rirany ihany ,izao ka vao 8 volana teo ry tgv sy forongony ,tofoka tanteraka ny olona (akoatran'i ry terrywui sy ny fianakams ,miaraka rapa sy ry bazylou)
:-D :-D :-D
mba milaza zavatra iray mba nety nataon'io Hat