RAJOELINA TSY MANAJA ZOKIOLONA
1. pikatti
(
27/11/2009 11:33)
Anjaranao ary adidinao @ maha lehiben'ny tafika sy ny maha co-prez anao ry Rajoelina no manomé baiko ny miaramila hiambina ny co-prez anakiroa ,Rakotovahiny sy Andrianirina,tsapa mantsy fa ny co-prez Rakotovahiny dia tsy nomena birao hiasany hatramin'izao sady ny mpiambina azy dia nasaina niverina any @ toby,tsy manana fiara fiasany,ary ny loza dia ny fandraisana azy toy ny olona tsinontsinona
Tsy mendrika anao izany ry Rajoelina,tsy tokony toy izany no fandraisana ny co'prez mpiara miasa aminao
tribune vendredi 27 novembre 2009
Tsy mendrika anao izany ry Rajoelina,tsy tokony toy izany no fandraisana ny co'prez mpiara miasa aminao
Si l’on a bien compris le reportage de la Radio Antsiva, le co-président Rakotovahiny Emmanuel a rapporté qu’il a été traité comme moins que rien aussi bien par le protocole et par les secrétaires généraux et les ministres. Pas d’escorte, il a du entrer à pied et par une petite porte au palais d’Iavoloha contrairement aux ministres qui ont eu droit au tapis rouge. Pire et c’est la raison pour laquelle le co-président Rakotovahiny était très remonté, aucun des ministres et secrétaires généraux ne s’est levé quand il est entré pour le saluer, ne serait-ce que par respect pour son âge et non pour son titre, note-t-il
tribune vendredi 27 novembre 2009
répondu par pikatti le 02/12/2009 12:03
2. terrywui
(
27/11/2009 11:55)
ary maninn lety rah andefasanlah vam milay anakiray avy aty i Emmanuel rakotovahiny mba ampiasainy !! mora b ane lety ny VAM etsy allemagne etsy a! 2000e fotsiny elah def maaazo raitr b ! omenlah azy ..! hin hin hin
4. terrywui
(
27/11/2009 11:57)
de aleo alefako FRETT fa za mahalala ny frais frett andefasan azy ...! mividy fotsn zan elah ......!
6. pikatti
(
27/11/2009 12:24)
de aleo alefako FRETT fa za mahalala ny frais frett andefasan azy ...! mividy fotsn zan elah
Iza no hain'elah ao ,lazao hoe ,fantako daholo ny ao sao elah mivarotra saka be loha eo
(zavatra nataoko lesy zany a, tsy mandé ntsony io zao ,tsisy pouvouvoir d'achat ntsony ny galasam.... resaka hafa lesy iny bainn a)
F tena kôzy ,fa tsy mety le fika manavakava ataon'i TGV
7. pikatti
(
27/11/2009 12:30)
Miala @ Rajoelina tsikelikely ny akolitany
13:45 Rajaonah Andrianjaka (Otrikafo) s’exprime à propos d’Andry Rajoelina : « Nampidirin’i boay-kely ankizo isika » ( »Andry Rajaoelina a mis Madagascar dans la merde le pétrin « )
13:15 Déclarations du Grad Iloafo : « Ca suffit les petits jeux politiciens, la population commence à en avoir assez, il n’y a plus d’Etat de droit dans ce pays ». A l’endroit des politiciens actuels, le Grad Iloafo de conclure: « Vous n’étes pas sérieux »
tanananews vendredi 27 novembre 2009
13:45 Rajaonah Andrianjaka (Otrikafo) s’exprime à propos d’Andry Rajoelina : « Nampidirin’i boay-kely ankizo isika » ( »Andry Rajaoelina a mis Madagascar dans la merde le pétrin « )
13:15 Déclarations du Grad Iloafo : « Ca suffit les petits jeux politiciens, la population commence à en avoir assez, il n’y a plus d’Etat de droit dans ce pays ». A l’endroit des politiciens actuels, le Grad Iloafo de conclure: « Vous n’étes pas sérieux »
tanananews vendredi 27 novembre 2009
9. Mirananirina
(
27/11/2009 14:00)
mora b ane lety ny VAM etsy allemagne etsy a! 2000e fotsiny elah def maaazo raitr b ! omenlah azy ..! hin hin hinAry i Terry izany no nandefa ireny 4x4 be dia be ampiasainy tgv any ireny???hihihi :x
champion du monde de la pauvreté,eh OUI OUI( wiwi:-D :-D :-D :-D grave indray iny.
Ilay "co "anie lazainy fa hoe mpiasany e :? ka omeny inona moa..sao mahita ny asa ratsy nataony sy homaniny hataony ao.
Rehefa tonga amin'izay ny probleme sy fandoavana trosa vao mi-existe ny "co"
10. pikatti
(
27/11/2009 15:18)
Rehefa tonga amin'izay ny probleme sy fandoavana trosa vao mi-existe ny "co"
zay lery vao mila vonjy ha ha ha ,ny tody hono tsy misy fa ny atao no miverina
ka @ zay dia henjehin'ny capsat lery @ io kalesa keliny io hoe tgv a tgv a :-D :-D
jereo anie ralavasanga mitsoka mafy ny capsat zao e, tsy masahy manameloka le kabarin' ny filoham-pirenena teny Ambohitrorohitra nataon'ireny co-présidents 9 reny e(le miaramila io an)

ento aho ré tongotro e,ho any la frantsa anie hono lery io =)) =)) =))
12. terrywui
(
27/11/2009 15:30)
F'ANGAH DE TSY NAHITA NA BISIKILETA AZA LETSY RAVALO NENTINA NITSOAKA LE ......!
13. xxwx
(
27/11/2009 16:11)
Sanagaly =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tsisy courant le TGV =)) =)) =)) =)) =)) =))
tsisy courant le TGV =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. gassmilay
(
27/11/2009 23:04)
Téra-tsemboka BE anie nedala zany e ,hitako tsy mahasahy miteny hay voahenjika,aza mbola vitainareo kosa lery e ny sale boulot aza mbola tsy vitany akory
16. xxxw
(
28/11/2009 09:06)
Misavorovoro tanteraka ny ao anatin’ny tafika malagasy, raha ny fijery azy ety ivelany dia miharatsy ny toe-draharaha. « Sarotra ny hitsabo ny foloalindahy malagasy satria efa lalim-paka mihitsy ny aretina,efa nisy ny aretina nikiky tamin’ny fitondrana teo aloha, fa vao maika nihombo lalina izany amin’izao fotoana izao » .Mitombo galona ho azy fotsiny

Gal Rakotonandrasana Noël
Koa aty no mitaraina :evil: :evil: :evil:

Gal Rakotonandrasana Noël
Koa aty no mitaraina :evil: :evil: :evil:
17. pikatti
(
30/11/2009 07:34)
.Mitombo galona ho azy fotsiny
Alefaso manamboatra lalàna sy sekoly ary trano fianarana any reo be galona trsy @ napany reo ry lery a
:lol:
19. pikatti
(
02/12/2009 12:03)
Rajoel tompon'amboara @ fanapotehina firenena
zay mitsy , mila bôrkena any io fa aza mihahaka lisany ,tonga de tairo ary aza amelana ny tolona fa tohizo foana , efa mahamay lery ao mantsy



