Anarana anana
1. dangytsmaty
(
26/11/2009 10:54)
SAlut daholo an!
@ maha hatsikana sy lalao azy ty de aleo aloha hilalao kely tsika ary! maro ny anarana anana ka milaza fa zah mahita 1 zay tsy am-pizinareo mintsy, @ manaraka omeko fa zah zao ndeha hody. Ok!

novalian'i dangytsmaty ny 01/12/2009 11:11
4. dangytsmaty
(
30/11/2009 04:17)
Tsy Any mintsy le resaka tsisy resaka vetaveta zany!
Misy anarana anana zay: Ramirebaka no anarany; tao an-dakilasy ary nsray andro mianatra ny ankizy: de manonona litera 1 avy eo misy anarana zavatra 1 sy ny sariny eo koa mifandrika @ iny: ohatra oe z zozoro, k kankana, sns é! anjaran'ty zaza 1 no nanonona ary, anana no teo ary efa misy soratra oe "anana" eo ambaniny; sady notondroiny le soratra no hoy izy oe "Ramirebaka" sady @ le feo manadamohaka beeh! hihihihi!

5. Mirananirina
(
30/11/2009 12:07)
Misy anarana anana zay: Ramirebaka no anaranytsy efa ela ve io sa,no sady matsiro an,mampite hihinana anana koa nareo zany.
6. dangytsmaty
(
01/12/2009 11:11)
:lol: :lol: :lol: mividiana ndry de mihinana é! ataovy matsiro beh!