Mitaky ny fialan'ny Hery fa tsy kaompétan

1. kidoropamba ( 25/11/2009 11:59)
Saika tapaka ny lalandrà raha nahita fa foana boribory ny serasera politika. Taitra ihany ka nanontany tena hoe sao dia ilay "bongany" no nahatonga an'izao. Saingy nanonontena ingahy Hery fa izy no namingana io serasera io nohon'ny antony "tsy mazavazava" mihitsy. Profesionely @ informatika ny zanako lahy ka nilaza fa tsy voafafa mora foana akory izany, fa hoe tena fanahinin-drahery ny namafa ny serasera politika.

Tsy rariny izany. Mba mandoa vola ihany izahay eto (le temps c'est de l'argent hoy ny teny vahiny, ka ny fotoana lanianay eto dia vola very sy aloanay dolidoly) ka rariny raha mitraotra mahita izao fanimbazimbana ny zo-nay izao.

Mitaky ary izahay, vahoaka mpisera manan-jo sy analysta politika gaigilahy eto, ny hametran'ingahy Hery fialàna tsy misy ata-kandro ka hanoloran'izany fitantanana ny serasera izany @ directoire izay ahitana an-dry Ravato sy ny hafa.

Amin'izao raharaha politika mavaivay izao dia heverinay fa "sabotage" hoan'ireo dadaniste mitaky ny fiverenan'ny levalo izao zavatra izao ary koa sabotazy @ ireo filohan'ny HAT izay mitady ny vaha olana entina manarina ity firenena ity.

Miantso ny ekipan"ny "défense de la terre" izahay mba hanao pétition amin'izao fitakiana fialan'ny Hery sy ny lehibe-ny ambasadera ao Italia ao.

Manao sonia:
"Fikambanam-ben'ireo mpisera sy analista politika malagasy ao @ sera x 2"
répondu par ANARIM le 21/01/2010 11:43
2. terrywui ( 25/11/2009 12:04)
hin hin hin zay tsara fa nopetsain'i Kidoro tsara zay hery fa be gafy loatra ! mialà ony enao zany hidiran'ny competan e ! tsa mahavoa raha lingah ty zany ko ! i Ravato ao , Fijo ao , tolory ny hafa ny Fitondrana refa tsa hanao enao r'ingah roa a ! hon hon hon petsa enao zay !! hita eo ndray rapitso fa aleo hanao prise ndray zany ko!....



Manao sonia:
"Fikambanam-ben'ireo mpisera sy analista politika malagasy ao @ sera x 2"
3. xxx ( 25/11/2009 12:08)
mialà teo zany rahery fa toerana hifandimbiasana io a! vive RAVATORANO?RAVATO, RAVATO, RAVATO ,

VIVE RAVATORANO
RAVATORANO FOREVER !
4. terrywui ( 25/11/2009 12:11)
VIVE RAVATORANO
RAVATORANO FOREVER !



ravato ,ravatorano = mitantana ny politika sady tsy momba ny atsy Ravato de mety be ny politika amzay !!.....


Ravato , ravato , ravato = 85%

Hery mpigafy = 15%
5. Mirananirina ( 25/11/2009 12:49)
Aleo koa ho foana any fa inona ary ny olana e,azy ity ka izay tiany no ataony fa tsy bakoinareo indray.
6. feticon ( 25/11/2009 13:03)
:evil: :evil: :evil:
7. xxx ( 25/11/2009 13:06)
mirananirina : mataoatra an'i hery ve sa maka 19 fotsiny ? :-P :-P :P :P :-P :-P
8. Mirananirina ( 25/11/2009 13:27)
mirananirina : mataoatra an'i hery ve sa maka 19 fotsiny ?
ni l'un ni l'autre.Tsy mila hazavaiko ny antony.Raha miseho ianao dia lazaiko.
9. kidoropamba ( 25/11/2009 14:22)
Sao dé mba manao grevy koa Ra-Hery hitazomana an'ingahy ambasadaoro ao Italia amin'ny toerany ka manao "girevy famafàna serasera politika" no hany mba hitany mety mahomby?

Tsssss! directoire hoa!
10. xxx ( 25/11/2009 14:32)
kidoropamba:

...Mba mandoa vola ihany izahay eto (le temps c'est de l'argent hoy ny teny vahiny, ka ny fotoana lanianay eto dia vola very sy aloanay dolidoly) ka rariny raha mitraotra mahita izao fanimbazimbana ny zo-nay izao. ..



"Izaho no Rapôly pôlisy
Izay tena tendan-tsaosisy"
Pôlitika mpandany fotoana
Nofoanako fa manao resaka noana
Fanadalàna ny ankizy
Efa tofoka am'izato krizy!

Le temps c'est de l'argent
Ms qd c'est du faux, c'est pas bon!
Ka aleo ny pôlitika no tsisy
Toy izay ny sôsisy
Avelao any i sarla ary koa ireo milisy
Mitohy ny revintsika, hoy Rapaoly pôlisy
:miam:
R.P.
11. kidoropamba ( 25/11/2009 14:36)
Dray dray dray dray!
Vao andefa sosokevitra any @ serasera "resabehivavy" aho teo fa tena krizy be koa ny ao.

Mbola tsy hanome ultimatum aloha izahy fa miandry ihany. Na ho tonga ihany Ra-Paoly pôlisy na tsia. Mandra-pà dia aleo hanenjakenjana ny resaka politika ato @ resa-behivavy fa mahaliana.
12. terrywui ( 25/11/2009 14:36)
kay letiee ! ary voa mahamay ndray mirana keliko ato zany léé! .... aoka letsy izy feticon a! maharary koa ane letsy ah rah petsainlah mafy otrizao i mirana fa tokan'ny aiko anie io e! hany mirana o? :* :-* :*
13. terrywui ( 25/11/2009 15:15)
ary ifiona ony ay le izy !...de maninn zao ny namana r'ifiona no petsaina be otran'io ? ...ndry ty tena zaza maditra mitsy kah
14. xxx ( 25/11/2009 15:50)
efa nametra-pialana ve hono lety Hery sa mbola miziriziry ao Iavoloha ao iany tsy manolotra ny Fitondrana ho andRAVATORANO ? petsa hery le ....! :oops: :-D :oops: :-D
15. xxx ( 25/11/2009 16:14)
asio co president koa ato e
hon hon hon
hr her her her
16. gasmlay ( 25/11/2009 17:11)
esory ndray ny momba an'ny serasera eh! de alefa any am fahasalamana, de ;........hatrany hatrany...tsy mahazaka kay sefo ah!! :-D :-P
17. terrywui ( 25/11/2009 18:06)
efa misy anle paypal sy ny code rehetra handoavana anle tsipaipaika maika ao ambony ao ! jereo diniky kidoro !... ka raha tsy mahaloa an'io zany de may ny PS sy ny IP PC !....fa azo aloa tsikelikely ony ra manao ttsy any Italy manao arrangement amindrahery !..de sady tsy voala PS hono no tsy maty IP ! zay zao no malaza be amzao ...!
18. xxx ( 25/11/2009 19:19)
xxx:

kidoropamba:

...Mba mandoa vola ihany izahay eto (le temps c'est de l'argent hoy ny teny vahiny, ka ny fotoana lanianay eto dia vola very sy aloanay dolidoly) ka rariny raha mitraotra mahita izao fanimbazimbana ny zo-nay izao. ..



"Izaho no Rapôly pôlisy
Izay tena tendan-tsaosisy"
Pôlitika mpandany fotoana
Nofoanako fa manao resaka noana
Fanadalàna ny ankizy
Efa tofoka am'izato krizy!

Le temps c'est de l'argent
Ms qd c'est du faux, c'est pas bon!
Ka aleo ny pôlitika no tsisy
Toy izay ny sôsisy
Avelao any i sarla ary koa ireo milisy
Mitohy ny revintsika, hoy Rapaoly pôlisy
:miam:
R.P.


Sady tena anarany ilay paoly no sady plisy! Pilisy azafady
:-D :-D :-D :{ :{ :{ :oops: :lol:
19. fijo ( 25/11/2009 19:53)
mba azo hazavaina tokoa ve ny antony nanesorana ilay dinika fa toa mampanontany tena??????marina fa be ny mpifanala tao,saingy dinika isan'ny tena nandeha teto iny,ka raha toa ka tsy misy antony mazava,tsy aleo ve averina ihany.
20. terrywui ( 25/11/2009 20:44)
i fijo be oaoa be io ve aloh efa nandoa tsipaipaika ho an'ny serasera sa be wawawa wouwouwou fotsiny e! mila vola ane hono zao ny forum poltika kaisika ihany no manome hamelomana tsara azy e ! efa misy modely paypal handoavana azy ao ! za efa nandoa tamle nijery Ambondrona 25euro vita ny ah zay ...!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2778