Tsy misy fizarana seza zany eo

1. TEGEVE ( 24/11/2009 15:37)
Anaka,
Misy adala tonga saina tsy mahay ny atao hoe politika na dia iray azno no misarin'adala eto amintsika eto , aza manome tsiny azy ianareo tompoka fa fitsamboan-tena ihany no ataony eto
(l) (l)
répondu par bazylou le 26/11/2009 18:35
2. pikatti ( 24/11/2009 15:39)
Tsisy manome tsisny azay anie ny akama ato tonton fa mba resaka no atao e,iza moa no tsy mahalala refa mihetsika ndray ny androben'i wiwi :-D :-D :-D
3. maryline ( 24/11/2009 15:44)
pikatti:

Tsisy manome tsisny azay anie ny akama ato tonton fa mba resaka no atao e,iza moa no tsy mahalala refa mihetsika ndray ny androben'i wiwi :-D :-D :-D



:lol: :lol: :lol: :lol:
4. terrywui ( 24/11/2009 15:48)
le TEZEVE vendrana a! tsisy mizara seza ane eo ry donto fa laisany no miady seza de omena e...! fa kosa tsy avela hanarampo ze tianlah eo akory e!
5. pikatti ( 24/11/2009 15:53)
tsisy seza nomena zany lesy teo a, efa voaporitra i tgv no voatery nizara,saingy nony tonga mada de velone ndray ny androbeny ,tsisy tadidiny ndray le fanekena vita sonia :-D :-D :-D
6. Mirananirina ( 24/11/2009 15:55)
Ary tsy mahazo seza marina ny eto koa :( :(
7. terrywui ( 24/11/2009 15:58)
Le seza ministeran'ny Fitsarana , justice , fampianarana , vola .!! no tena hiadivanareo mafy ny ahazahoana zao ee!! fa tsy tafa zany nareo , tsy azonareo io !!....
8. Mirananirina ( 24/11/2009 16:00)
Raha mahazo seza ao i terrywui...dia ilazao ihany aho an,
9. terrywui ( 24/11/2009 16:03)
aza mody vendrana eo elah ra tezeve na tena vendrana na mody fanina na menatra fa miady seza laisany fa tsy zaraina seza zany a ! seza niza ko moa no omena anlah eo fa midongy de mba omena apango kely aloha hin hin hin hin
10. maryline ( 24/11/2009 16:07)
terrywui:

aza mody vendrana eo elah ra tezeve na tena vendrana na mody fanina na menatra fa miady seza laisany fa tsy zaraina seza zany a ! seza niza ko moa no omena anlah eo fa midongy de mba omena apango kely aloha hin hin hin hin



Ianao io indrindra no miady sezan-drahery eo hihihi :lol: :lol: :lol:
11. terrywui ( 24/11/2009 16:10)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) hery midongy be ko! .......!
12. pikatti ( 24/11/2009 16:12)
mitady hanao coupée serasera kou rawix fa tsy tafa :-D :-D
betsaka loatra le mpisera mnkasitra an'i Mr Hery LOL
13. terrywui ( 24/11/2009 16:15)
lery ary tsy sahy mipoitra matetika eto ka aiza ny oul no hirevy azy ! na oe mataoatra petsa aza ane lety rapika de mba mipoitra kely eo ihany fa takaka misitribelona any fona na antsoina hiresaka aza le ...! :oops: :oops: :lol: :lol:
14. maryline ( 24/11/2009 16:18)
terrywui:

lery ary tsy sahy mipoitra matetika eto ka aiza ny oul no hirevy azy ! na oe mataoatra petsa aza ane lety rapika de mba mipoitra kely eo ihany fa takaka misitribelona any fona na antsoina hiresaka aza le ...! :oops: :oops: :lol: :lol:



Ra-Hery ary ao an'efitr'ilany ao ambony ao koa maninona raha mamangy azy ao enao raha manina.
Tsiky de ampy
15. pikatti ( 24/11/2009 16:21)
:D
o ry leity a lery lesy tsy maharaka an'io retraretra io a,hataon'elah fa mora angah zany admn webmaster zany
zà aloha efa nametra kandidà hanao admin mba hanampiako anlery ao,angamba tsy mila Rome II io de mifanaraka zay mitsam LOL
16. terrywui ( 24/11/2009 16:22)
Izy angah ry maryline mikozy anzany oe ao akaiky ao zany fa mangina be tsy aharenesana na pitipanjaitra aza ao ko ! sa tsy sahy mihetsika ko ve lery ozy enao ?? ka tsy savolaina ao ve ra hatram naraina no tsy mikofoka ao i sefo le hin hin hin hon hon hon
17. maryline ( 24/11/2009 16:26)
terrywui:

Izy angah ry maryline mikozy anzany oe ao akaiky ao zany fa mangina be tsy aharenesana na pitipanjaitra aza ao ko ! sa tsy sahy mihetsika ko ve lery ozy enao ?? ka tsy savolaina ao ve ra hatram naraina no tsy mikofoka ao i sefo le hin hin hin hon hon hon



Enao koa ngeh rehefa mitsidik'efitrano ato toa tsy miseho ho wuix mihitsy fa toa xxx foana na angletera koa fa mbola tsy nahita terrywui zah aloha :oops: :oops: :oops:
18. gassmilay ( 24/11/2009 16:29)
mihidi-body itgv @ izao ora izao :@
19. stalingrad ( 24/11/2009 16:30)
ka ozy tompontrano aza miafina ko ny vahiny ndray ve no hisolantsolana e! refa mampandroso tsara izy de miditra mifanaja tsara ! sady tsy i wuiwui frere nay ko no Angiletera fa aleo hazava le resaka e ! bandy hafa mitsy iny ...
20. pikatti ( 24/11/2009 16:42)
mouvance Rajoelina exige 40% des sièges au sein de la future équipe gouvernementale(PSDUM, MTS, Leader Fanilo et AVI) évoluent actuellement au sein des « Forces du changement », ont obtenu au total environ 40% des suffrages exprimés.
t@ 2006
ireo zany no mi répresenter ozy ny 40% anay ao @ gouvernement io
zavatra adinony anefa dia

1/ tsy izany no tapaka tany Addis Abeba
2/raha anao an'izany daholo ve

premier tour cette élection avec 52% des suffrages exprimés. Alors que la mouvance de l’ancien président ne prend pas en otage le pays en exigeant 52% des sièges au sein du gouvernement Mangalaza.

>>>>MITADY FIKA MIOLANA @ ZAY CHIFFRAGE 2006 NA RAHA TSY IZANY ZAY ACCORD "Malmaison zany lery " aiza eo io hoa

Efa miatery ny marge de manoeuvre sadsy ny ministra Roindefo tsy mety hianl i Ramaroson tsy manaiky ny hizarana ,

Aïe aÏe aïe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0611