Tsy misy fizarana seza zany eo
21. maryline
(
24/11/2009 16:45)
stalingrad:
ka ozy tompontrano aza miafina ko ny vahiny ndray ve no hisolantsolana e! refa mampandroso tsara izy de miditra mifanaja tsara ! sady tsy i wuiwui frere nay ko no Angiletera fa aleo hazava le resaka e ! bandy hafa mitsy iny ...
f'angah eto misy vahiny sy tsy vahiny izany ! Rehefa madio ny saina tsy nanao malototo tetsy sy teroa de afaka miditra tsy ampisalasalana e! ngah enao ihany no wuiwui koa ahalala izay psny any !!!! honhonhonhon
22. pikatti
(
24/11/2009 16:55)
vahiny vahin'elah inona e,sady tsy tompon-trano zany i kelifingotra , zany tompon-tranom-pahefana daholo izy telo mirahalahy
t@ 2006
ireo zany no mi répresenter ozy ny 40% anay ao @ gouvernement io
zavatra adinony anefa dia
1/ tsy izany no tapaka tany Addis Abeba
2/raha anao an'izany daholo ve
premier tour cette élection avec 52% des suffrages exprimés. Alors que la mouvance de l’ancien président ne prend pas en otage le pays en exigeant 52% des sièges au sein du gouvernement Mangalaza.
>>>>MITADY FIKA MIOLANA @ ZAY CHIFFRAGE 2006 NA RAHA TSY IZANY ZAY ACCORD "Malmaison zany lery " aiza eo io hoa
raha zany lohambonto zany no hitondrana firenena de vita ,aleo trogisianany io bitrovoalavo io de basta

23. fijo
(
24/11/2009 20:13)
mafy ihany anie ry zalahy ny mahazo an'i domelina e,tadiavindry ramaroson vonoina lery raha mizara eo,dia koditra mafy.de io mody miazoazo io.izany rehfa kely aina nefa te hanao eo ko
25. xxx
(
25/11/2009 09:11)
resaka TEZEVE io ! olona efa notapahandrahery tenda fa nahagaga velona tao ihany de mitsontsona eto sisa hin hin hin hin
26. xxx
(
25/11/2009 10:21)
resaka TEZEVE io ! olona efa notapahandrahery tenda fa nahagaga velona tao ihany de mitsontsona eto sisa hin hin hin hin:-D :-D =)) =)) =)) :-D :-D
27. Mirananirina
(
26/11/2009 09:34)
mafy ihany anie ry zalahy ny mahazo an'i domelina e,tadiavindry ramaroson vonoina lery raha mizara eo,dia koditra mafy.de io mody miazoazo io.izany rehfa kely aina nefa te hanao eo ko:-D :-D :-D :-D
28. terrywui
(
26/11/2009 09:46)
resaka TEZEVE io ! olona efa notapahandrahery tenda fa nahagaga velona tao ihany de mitsontsona eto sisa hin hin hin hin:-D :-D :-D :-D
29. pikatti
(
26/11/2009 13:01)
angah maty leity tgv , toa tazako teo lery , io mbola eo ambony io
ka io le kôzin-dRhery hoe kely aina kay le tgv"fonceur" :-D :-D
mafy ihany anie ry zalahy ny mahazo an'i domelina e,
ka io le kôzin-dRhery hoe kely aina kay le tgv"fonceur" :-D :-D
30. bazylou
(
26/11/2009 18:35)
tsy ampy an'i tgv ireo e. jereo fa ataon'i lery mihisatra daholo ny kozy rehetra, :-D :-D :-D :-D