novakin'ny tgv sahady ny baolina

1. bazylou ( 15/11/2009 18:12)
, vao reunion voalohany tonga dia novakian'ni lery ny baolina, tsy nahalala akory ry rakotovahiny sy ry fetison hoe annule derniere minute anie le fika be,
merci tgv,
:-D :-D :-D :-D :-D
répondu par milamm le 18/11/2009 18:32
2. xxx ( 15/11/2009 21:33)
Hafa ihany ny ambany saina sy ny jiolahimboto,mirehareha a@alikana!!!
Ary toa voan'ny andro be hono ty tgvendrana nareo ,afabaraka mihintsy ny Malagasy a@io devoly latsaka antany io ,tokony hihetsika andro amn'alina ilay androbeany ho hitampoko sy firenena .
Hasaivo tsaboany aloha ny androBEANY vao mitomany prezida!hihihi ,voalaza ao site gtt fa voan'ny androbe tsy mahagaga fa mifoka moly koa mbola aiza ty hanjo anefa é!
3. rabaradaka ( 16/11/2009 05:49)
Calme dadatoa xxx a, efa kely sisa ny aminy ary efa miparitaka ny TGV
4. xxx ( 16/11/2009 17:50)
raha vao misy aretina d efa tsy mahazo milatsaka ho prezida é
5. pink ( 16/11/2009 21:17)
bazylou:

, vao reunion voalohany tonga dia novakian'ni lery ny baolina, tsy nahalala akory ry rakotovahiny sy ry fetison hoe annule derniere minute anie le fika be,
merci tgv,
:-D :-D :-D :-D :-D



bazylou:il est temps de se taire....le monde d'hier n'est plus le monde d'aujourd'hui....
Chacun à son STA. Il est facile de changer de costume...

le passé n'est plus la mode....Vive la révolution...Vive les changements...
nouveau menu...nouveau coeur
6. pink ( 16/11/2009 21:20)
bazylou:

, vao reunion voalohany tonga dia novakian'ni lery ny baolina, tsy nahalala akory ry rakotovahiny sy ry fetison hoe annule derniere minute anie le fika be,
merci tgv,
:-D :-D :-D :-D :-D



le train à la grande vitesse n'est pas à la portée de ces peuples affamés.
Ny kibo noana tsy mba lamosina...
7. milamm ( 16/11/2009 22:30)
saode varivariny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso aza lisany foza reto ny marina no efa vaky bazy a,zava misy 2 fotsiny @ fandraharahana politika anatiny sy ny raharaha fifandraisana any ivelany(diplomatic relation)

-raha mahefa sy afa-manapaka tsy nozarainy fiarahamitondra(lavanify) ,satria tsy alehany sy tsy afamanoatra, tsy voasakany ny maputo(famotsorankeloka politika,afaka milatsaka sy miverina ravalo)4 volana zany sisa alohany mai 2010 de vita ny momba ny lavanify(tsy fahaiza-mifehy sy mitarika :-D )ny fev 2010 tsy maintsy mametrapialana izay le acte additionelle(addis abeba nosoniaviny)notolorany ol vato mafana i lavanify bazy fa vonjeo a...akaiky ny farany

-ny fanendrena olona @ reo ministera aza tsy vitany fa ilainy torohevitra @ reo mpampiasa azy(frantsay),asa na ho avy @ le fikaonandoha ahitana reo filoha voafidy eratany(ao ko ry pape Benoit sy ban ki moon) any Roma 18/11/09 momba ny ady @ hanoanana erantany fa efa afabaraka le tany N.York manko nodiany ngezalahy rehetra fanina.
-i fetison.R les bazy ny fampielezankevitra zao no mahamaika a any antsirabe any izy zao,asa no itsarany ol ny tena fa tsy resaka...
8. bazylou ( 17/11/2009 18:06)
tsy misy bazylou miova place zany e, ny aty sahy mijoro fa tsy mpilaiso palitao :-P :-P :-P
9. pink ( 18/11/2009 14:23)
bazylou:

tsy misy bazylou miova place zany e, ny aty sahy mijoro fa tsy mpilaiso palitao :-P :-P :-P



efa entiny Sarla sy lilison aminy rambony ny TGv anao e... vao mainka ny rehetra mihomehy izao.. mbola aiza ny ahazo ireo fati-drà ireo...ny vahoaka no nataony nahalala ny anarany... minoa ahy ianao fa ho vita -Rasarla sy ny forongony dia manaraka ho azy TGv...
10. milamm ( 18/11/2009 18:32)
bazy > tsy ny ampiova hevitra mintsiny no tanjoko fa mampatsiahy fotsiny oe ny marina de toy ny aloka ka tsy iodivirana ,tsy maintsy hipoitra ka mazotoa miziriziry @ hevitra tsy marina fa lany andro eo,amiko ny tanindrazana sy ny mahasoa azy de tsy ankinina @ fitiavana na tsy fitiavana olona iray fa tokana sy tsy azo atakalo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0465