antson'ny fo...
1. noeva
(
14/11/2009 13:36)
vaovao ny tena ka raha toa diso lalàna d aza omena tsiny an... sao d hisy hanakiana b eto ndray oe "fa eto v ny fanovana an'zany eee???!!!!"( ôtrany nahita a oe eto aloha e)
Antson'ny fo : "maniry hiserasera amin'ny lehilahy tsotra sy matotra, 35/38taona, tsy voafatotra amin'ny fifandraisana hafa, miezaka mifankahalala aloha d... hita eo ny tohiny??? tsidiho ny momba anah dia manorata eeee, miandry anao : iavintsoa.noeva@gmail.com "

répondu par nirinanicolas le 19/11/2015 06:22
2. sakamalao
(
14/11/2009 23:38)
noeva:
vaovao ny tena ka raha toa diso lalàna d aza omena tsiny an... sao d hisy hanakiana b eto ndray oe "fa eto v ny fanovana an'zany eee???!!!!"( ôtrany nahita a oe eto aloha e)
Antson'ny fo : "maniry hiserasera amin'ny lehilahy tsotra sy matotra, 35/38taona, tsy voafatotra amin'ny fifandraisana hafa, miezaka mifankahalala aloha d... hita eo ny tohiny??? tsidiho ny momba anah dia manorata eeee, miandry anao : iavintsoa.noeva@gmail.com "
Tonga soa ary aloha i Noeva e.Tsy diso làlana mitsy ka..
Mirary soa de ahita zay tadiavina ary e
:D
5. kotobekibo
(
15/11/2009 12:44)
ao tsara izany kah ! fa lé tadiavinjy v aloha ao dago sa ao europe , sa asie , sa amerique ? ;-)
6. noeva
(
16/11/2009 06:44)
misaotra anareo rehetra namaly... ny ol tadiaviko v??? eto amin'ny planeta "tany".. lol! raisina amim-pahatsorana ny hevitra rehetra dia dinihina amim-pahatoniana eeee. ny fo mifandray sy ny saina mifanaraka no zava-dehibe.
9. botra10
(
18/11/2009 09:22)
noeva:
"maniry hiserasera amin'ny lehilahy tsotra sy matotra, 35/38taona "
juste miarahaba andry tonga soa fotsiny fa tsy mahafeno ny fepetra takindry ny tenanay :(
10. noeva
(
18/11/2009 14:16)
botra10:
noeva:
"maniry hiserasera amin'ny lehilahy tsotra sy matotra, 35/38taona "
juste miarahaba andry tonga soa fotsiny fa tsy mahafeno ny fepetra takindry ny tenanay :(
oooooooooooooooooh!
:(
14. Mifenty
(
23/11/2009 16:07)
aleo ry bedada ho an'izay mahavaly ny fepetra takiana iany no miditra ato a mdr
16. Mifenty
(
24/11/2009 14:35)
awona mou lty ny fijerena ny mombamomba an'i noeva fa toa tsy mety le izy ?
17. dadabe
(
25/11/2009 02:37)
zah koa tsy mahatafasokatra kleuleu.... :-w :-w sao dia misy protexioo leuleu
19. Mifenty
(
25/11/2009 09:37)
tsy mety tsidihana oah ny momba ani noeva mdr nefa le kofa lty mbô te inamana aminy a