antson'ny fo...

21. noeva ( 26/11/2009 09:06)
hay v zany e... non ôtrany le page misy ny momba2 ny ol rehetra mintsy no mitsitapy2 tato ho ato fa tsy za re a! mazotoa daholo mibaba
22. Mifenty ( 26/11/2009 11:20)
mdr
23. dadabe ( 28/11/2009 08:36)
inn arty mdr hatrary ka hatraty ty leuleu :roll:
24. ni81 ( 28/11/2009 08:39)
reto kôndrana!!!!
:-D :-D :-D
25. kotobekibo ( 28/11/2009 12:09)
noeva > njy marina toa inconnue au bataillon kouh! toa tsy mety hita sa miafina ? :-P
:-D :-D :-D
26. Mifenty ( 28/11/2009 13:21)
mibebaha ry lerony e
27. kotobekibo ( 28/11/2009 13:23)
:-D
28. Mifenty ( 28/11/2009 18:03)
memezan lery ndray le
29. kotobekibo ( 29/11/2009 14:03)
Ka gaga b za hoe inn tampoka no hidiran'ilay hoe " mibebaha ry lerony e " teo iny kouh! :D
30. dadabe ( 01/12/2009 02:25)
leu leu inn foana aza ty mibebah ty leuleu :roll: :-D
31. noeva ( 01/12/2009 09:57)
f'inn ny ratsy nataony no ibebaka izy e, za ko tsy maharaka..
32. Mifenty ( 01/12/2009 10:19)
izy iany no mahalala ny ratsy nataony kleu

aiza ho aiz eto antanimena i noeva no mipetraka ?
33. dadabe ( 01/12/2009 14:37)
io fa manomboka mikoty aza bainn leuleu ...
mibebah less a :-D
34. Mifenty ( 01/12/2009 16:35)
wajay leu leu inn kou ty mana oinse ty le, oaiaka konokoa zany za am le kozin bedada kleu leu

ka tady iady ami piesiko le izy baina a mdr

ndeh ibebaka klou leu leu
Adventa numéro 1 mwwhahahahaha
35. dadabe ( 02/12/2009 14:32)
eny leuleu ...inn mo lty ny hira adventa ? :-w
36. Mifenty ( 02/12/2009 16:43)
mwhahahaha
>>> HE ! arahaba, andro paska eh!
nandresen'i Kristy fahafatesana

mdr
37. kotobekibo ( 02/12/2009 21:23)
Ary lisany mahay hira tsy haihay izany an! :-D :-D :-D
38. Mifenty ( 03/12/2009 10:02)
antson'ny fo ry kotobekibo ny eto a mdr.

hiran'ny advantista mitandrina ny andro faha efatrambin'ny folo mwhahaha
39. dadabe ( 04/12/2009 07:18)
leleu mila mibebaka less elah leuleu :roll: :roll: adventa ve less lasa paska le...RAFALEN'i Ntsoa amizany ialahy kle (rainideka ) :-D
40. Mifenty ( 04/12/2009 09:49)
antson'ny fo ry bedada le aty f'ajanouny any le adventa kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2656