Ampy hnamafisanay Fitondran io ttezamit io!10taona no tanjon
1. terrywui
(
12/11/2009 15:25)
Essssy ! malalaka tsara hanamafisan'ny TGV ny Fitondrana tsara raha io fotoana n'ny tetezamita io e!
----Matoa ny HAT tsy taitra ! ny CAPSAT tsy taitra, ny TGV rehetra tsy taitra defa hitanay fa efa ampaosy ny : 10 TAONA O .....!
10TAONA
10TAONA
10TAONA .....!!
TGV FOREVER !!!......
----Matoa ny HAT tsy taitra ! ny CAPSAT tsy taitra, ny TGV rehetra tsy taitra defa hitanay fa efa ampaosy ny : 10 TAONA O .....!
10TAONA
10TAONA
10TAONA .....!!
TGV FOREVER !!!......
répondu par fijo le 13/11/2009 22:13
3. vitamatavy
(
12/11/2009 18:02)
efa tapi dalakaleha dia nanaiky tsy fidiny,izao ny tim indray no haka ny hamboara @ juin 2010
4. fijo
(
12/11/2009 21:18)
nisy fitsapana saimbahoaka natao ny frantsa tao tana dia 20%ny azon'i TGV,dia nafenina le izy alohan'ny addis
8. terrywui
(
13/11/2009 16:17)
sssssshh !! 90% otranle fifidianana Maire iny ihany io e!! vitsy TIM anie Madagascar e! zara fa misy ......
10. terrywui
(
13/11/2009 16:41)
Ka ny gaigy ane ry lety de vao mamory olona ndraipa fotsiny ny TGV io amzao de mangoropotsy mifanitsakitro ny pokna tonga e! hin hin hin hon hon hon hon
11. vitamatavy
(
13/11/2009 16:45)
taiza koa izany efa mba naniry ny hanao demostration de force fa tsy mahazaka mpokina intsony,leo tanteraka ny mpokina ,aleonay i dadaniste ihany e e
