Ampy hnamafisanay Fitondran io ttezamit io!10taona no tanjon

1. terrywui ( 12/11/2009 15:25)
Essssy ! malalaka tsara hanamafisan'ny TGV ny Fitondrana tsara raha io fotoana n'ny tetezamita io e!
----Matoa ny HAT tsy taitra ! ny CAPSAT tsy taitra, ny TGV rehetra tsy taitra defa hitanay fa efa ampaosy ny : 10 TAONA O .....!

10TAONA

10TAONA

10TAONA .....!!


TGV FOREVER !!!......
novalian'i fijo ny 13/11/2009 22:13
2. xxx ( 12/11/2009 15:52)
vive TIM
vive TIM
mampalahelo lisany fa d manofinofy 10 taona hono ha ha ha ha!!!
3. vitamatavy ( 12/11/2009 18:02)
efa tapi dalakaleha dia nanaiky tsy fidiny,izao ny tim indray no haka ny hamboara @ juin 2010
4. fijo ( 12/11/2009 21:18)
nisy fitsapana saimbahoaka natao ny frantsa tao tana dia 20%ny azon'i TGV,dia nafenina le izy alohan'ny addis
5. vitamatavy ( 12/11/2009 23:58)
mbola mety betsaka izany ry fijo an toa hoe 10% hoy manandafy
6. dadabe ( 13/11/2009 08:21)
:roll:
7. xxx ( 13/11/2009 08:36)
5% ndray ozy dadabe :lol:
8. terrywui ( 13/11/2009 16:17)
sssssshh !! 90% otranle fifidianana Maire iny ihany io e!! vitsy TIM anie Madagascar e! zara fa misy ......
9. vitamatavy ( 13/11/2009 16:26)
efa leo sy tofoka ny oulna @ ry tgv sy ny forongony e
10. terrywui ( 13/11/2009 16:41)
Ka ny gaigy ane ry lety de vao mamory olona ndraipa fotsiny ny TGV io amzao de mangoropotsy mifanitsakitro ny pokna tonga e! hin hin hin hon hon hon hon
11. vitamatavy ( 13/11/2009 16:45)
taiza koa izany efa mba naniry ny hanao demostration de force fa tsy mahazaka mpokina intsony,leo tanteraka ny mpokina ,aleonay i dadaniste ihany e e
12. fijo ( 13/11/2009 22:13)
ambohitsorohitra aza tsy fenony ko;be resaka eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1522