Fangatahana!
1. Tirah
(
09/11/2009 19:17)
Azafady indrindra oh, raha misy manana ny site ny tv any madagasikara reny, ( Tv plus na tv mada, sns )dia mba omeo kely aho fa te hanaraka misimisy kokoa ny zava misy any. Misaotra mialoha antsika oh!
Tirah
Tirah
répondu par Tirah le 09/11/2009 21:03
2. feticon
(
09/11/2009 19:38)
mms://live.dts.mg/tvm
Matv mms://live.dts.mg/matv
ireo aloha no misy tvm sy matv fa mbola hoavy eo koa ny viva
Matv mms://live.dts.mg/matv
ireo aloha no misy tvm sy matv fa mbola hoavy eo koa ny viva
4. ifiona
(
09/11/2009 20:41)
tsisy lien hafa ve ry feticon fa toa ts mety misokatra lé izy na dia misy reaplayer aza e
