tsy mbola ravalo ilay olomanga vaovao fa lalana ahatongavana

1. milamm ( 07/11/2009 02:14)
eo izy,miala tsiny ra midongy sehatra aho ampizarana hevitro @ ankapobeny ho antsika rehetra miatrika izao vanimpotoana saro-patarina izao,tantara marina ty an, misy hevitra voatana @ soratra lovainy taranaka mifandimby,mipetraka ho reharehany firenentsika mikasika ny fahaiza-mitarika sy mitondra ny fiainampirenena t@ taonjato faha17.oh.\"Ombalahibemaso\" ilay satampirenena Malagasy voalohany ao Madagasikara novoasany Hagamainty mpitondra teniny toa an\' Imboasalama terak\'Ifohiloha avaradrano(Andrianampoinimerina)ary nosoratany Rabefiraisana mpanolotsainy no mpitondra teny mivantana avy aminy,ezaka goavana no vitany nampitambatra ny nosy ho 1\"izay mitambatra vato,izay misaraka fasika\"tsy tanteraka hatr@ farany izany satria nijanona teo @ Radama1 .Ajanoko atreo aloha satria lava b eo avy eo,alohany amitinako zany de tsara ny milaza oe ny ifandraisany izany rehetra izany @ izao fotoana,taorinany de ny menasofina frantsay,sy ny taizany padesm,arema,ny Tim de lalana ahatongavana @ dingana manaraka diso lalana i ravalo ary afaka manaporofo @ fanatanterahany ny adidiny hanatsarana ny hoaviny rehetra fa tsy izy tenany sy ny fianakams ihany, angady no nampiasaina t@ androny Napoina,tany vokarina midadasika 6 millions ny isambahoaka tsy nisy matiny hanoanana,gaga ihany za oe i radidy hatr@ 77 vao nividy traktera maromaro nanampiana an\'alaotra ary mbola angady ihany no nampiasainy 60% mponina(tafakatra 12 millons ny isambatan\'olona)izay tantsaha amokarana de naorony fitondrana sosialisma taona marobe ireo harena ankibony tany(32 taona),hatsembohambahoaka,famonoana andalambe ireo mpiray tanindrazana,nampitombo ny fitiavantena,ory hava-manana,kere tany atsimo sy namorona ny 4ms de nindrambola any ivelany ho trosany firenena sy nampanakarena ireo mpiarakomana aminy satria izay ihany hono no lalana .Tsy nila ny IMF sy WB i Napoina de nahavita ny asa lalana sy fanitarana(namakiana ny lalandranon\'Ibetsimitatatra)hampivezivezy ireo vokatra sy fitanterana haingana,fambolembary nihitatra hiadiana @ mosary ,fiompiana,fahafany rehetra manao bizina feheziny didimpanjakana nanankery.rafimpitondrana mazava no antony zany, sehatry ny rehetra ka iarahamizara ,ny hevitrareo izay nanaraka?
répondu par milamm le 07/11/2009 16:49
2. xxx ( 07/11/2009 03:09)
Inona no tian'i milamina atongavana?fiaraha miasa ve sa ny lalàna nipetraka ?sa fomba fitantanana ny raharaham-pirenena? :idea:
Tadidio fa tsy mbola betsaka isika t@ izany ary ny fifaneraserana @ vahiny koa mbola tsy nisy
Ary raha miverina any aoriana kokoa isika dia fantatra fa nivelona t@ fihazàna sy fiotazàna ny zanak'olombelona
Nefa kosa làlana tsy maintsy hizorana ny fifandraisina @ firenena hafa,làlana tsy maintsy hizorana ny fanampiana avy any ivelany,@ izao fotoana :izany dia nohon'ny i mondialisation sy ny fitomboan'ny hantsana mampisaraka ny firenena matanjaka sy ny firenena hafa ambiny
T@ izany vanim-potoana rehetra izany anefa dia tsy maintsy nisy foana ny olona nanomboka ny sata samihafa,ary sarotra kokoa ny manomboka noho izay manohy sy manatsara izay efa voafaritra,ka hoy ianao hoe :tsy mbola ravalo ilay olomanga vaovao fa lalana ahatongavana; raha ny @ izay dia manaiky aho,diso ve ny fandraisako ny hevitra natsipinao :?:
3. ndenn ( 07/11/2009 09:47)
Marina izany milamm ,betsaka ny \"désinformations\" nampiasain\' ny mpanao politika malagasy hatr@ izay , ary nahatonga ny fikatsoana hita maso @ izao fotoana izao .Ary tsy azo hamaivanina ny tsindry avy @ ankolafiny vahiny ,(tsy ny frantsay ihany , fa na ny aziatika ,ny amerikana ,ny eropeana ,eny fa na ny afrikana ) .
Raha ny tantara tian\' ireo ankolafiny vahiny ireo hifantoka tao an-tsain\' ny malagasy ,dia t@ andro nandraisan\'i Nampoina ny fitondrana (1794 -1810 )no tian\'izy ireo hiraiketana ny tantaran\' ny firenena malagasy ,ary misy aza ny miteny fa (1500) t@ andron\'ny nahitan\'izany Diego diaz araky \"ny tantaran-dry zareo\" izany no nanombohan\' ny nisian\' ny malagasy voalohany ,izay azo lazaina fa INTOXICATIONS DE L\'HISTOIRE A DES FINS POLITIQUES ECONOMIQUES ET COMMERCIALS .
Ny zavatra tsara ho fantatry ny be sy maro anefa dia efa t@ andron\' i Andrianerinerina ( 1300-...)no efa betsaka ny fifanakalozana ara- barotra t@ ireo firenena toa an\' i Inde , Amerika , Angleterre , Perse , Chine , Russe ,sns ,ary efa betsaka ny taranaka vahiny mpiavy toa an-dRalitavaratra (Ali Tawarath ) izay jiosy niorim-ponenana tao Dago noho ny fanenjehin\' ny saoudiana azy ireny nifandraika t@ finona nananany ,toa an-dry Andriandahifotsy sy ry Rafotsindrindra izay taranaka eropeana .
T@ andron\' Andriamanelo ( 1540 -1575 ) dia efa nisy ny industria fanamboarana tafondro sy basy ary vanja tao alasora ary efa nisian\' ny fifanarahana ara- barotra t@ ireo firenena tany ivelany.
T@ izany taonjato izany (1500 )dia tsara ho fantatra fa mbola tsy firenena iray nitambatra koa i France , i Grande bretagne ( ankehitriny ), fa mbola fanjakana maro² nifandramatra sy nitady ny lalana nombany.
Nolazain\' i xxx 1 teo fa nivelona t@ fiotazana sy fihazana ,tarehi-marika avy @ statistika internasionaly dia nanasongadina fa ny flux d\'immigration des peuples t@ ity ranomasimbe indiana ity nanomboka t@ taonjato -30 avant JC dia isan\' ny be indrindra par % flux eropeana , na ny flux amerikana , na ny flux afrikana.Raha hoe velona t@ fihazana sy fiotazana ny mponina 7millions dia toa ho hafahafa ihany .
Ny olana t@ ireo mpitondra teo aloha no hitako sy efa nohamafisiko fa nitondra an\' i Mada @ izao situation izao .Tsy azo asiana fitsarana mitanila izy ity fa ny làlan\' ny tantara malagasy hatr@ izay no tsara hazavaina @ rehetra.Nisy t@ ireo mpitondra teo aloha ireo no nanana fakampanahy nanambaka ny vahoaka malagasy , ary tsy azo lavina izany ( Tsiranana ,Ratsiraka , Ravalo ...),fa raha ny fanovàna ny lasa hahazahoana tombony kely no mbola raikitra ho fitaovana hitondrana ny firenena iray dia tsy hisy vely² ny fandehanan\' ny raharaham-pirenena @ laony.







4. xxx ( 07/11/2009 09:58)
lava !... 8O fintimpintino nama fa vizaka ny maso a :oops:
5. terrywui ( 07/11/2009 10:48)
TGV FOREVER !...

TGV FOREVER !...

TGV FOREVER !...
6. terrywui ( 07/11/2009 10:50)
TGV FOREVER !...

TGV FOREVER !...

VIVE TGV .....!
7. milamm ( 07/11/2009 16:49)
xxx 1 >mitovy zotra tsara ny resatsika ka ary mihamisokatra ho lalindalina kokoa noho ireo fanamarihana mari-pototra nentiny ndenn izay isaorana azy ,ny vanimpotoana niatombohany satampirenena ao anaty fanjakana nitambatra voalohany no nitondrako ny resaka satria voalazanao fa ny manohy no anjarany hafa.tsotra ny antony ahatongavako eto firaisankina @ alalany fiarahamisalahy ho mahazaka andraikitra no adidy tsy maintsy atrehin'ireto andrareziny politika efa lany andro reto,tsara ilay sata nentiny ravalo sy ny western lobbies notanterahiny ny sasany t@ reo fanamby nataony,ny olana izy sy ny orinasany no nahazo ambongadiny ny tombotsoampirenena,izy tokony anompo firenena no nampanompo an'i Gasikara,nosakanany ny fifaninana mivantana @ ireo orinasany nefa tanjona samy mitovy,tsy mety zany tsy hapetraka ny lalana tsy ny bianco tsony a hanaramaso ny tahak'izany zay no matonga ahy milaza fa tsy izy ilay olomanga fa tetezana iampitana any fotsiny,mifanaraka tsara ny hevitsika ankoatr'zay fa m'saotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0907