miampy 20 isa indray ny general amperin'asa

1. vitamatavy ( 04/11/2009 20:18)
niakatra ho gal i Rakotonandrasana noel
Ndrinarijaona
Richard Ravalomana
vadin'i manoro hanta
maro t@ ireo Colonel nanohana an'i FAT no lasa general daholo
tsy misy dikany intsony ny miaramila gasy,feno officiers nefa tany tsy misy ady en plus avec effectifs meme pas deux divisions en nombre plus 100 generaux , i la france aza tsy misy an'izany tena loza
vita matavy indray ny gasy kely
répondu par patrick2002 le 05/11/2009 01:02
2. locl ( 04/11/2009 20:32)
Niakatra grady t@ fangalarana izany, ny fandrobany sy fangalarana no examen niakarany.

3. ndotofetsy ( 04/11/2009 21:42)
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. xxx ( 04/11/2009 22:04)
general tsy manana BAC mampiohomehy e
miaramila vatatay natosi mpotsiny tssss
leuleu
5. patrick2002 ( 05/11/2009 01:02)
Azafady aloha fa 5 taona Ravalo tsy nanendry jeneraly mihintsy ,50 taine ny jeneraly nahazo fitondrana Ravalo ary dizaine sisa izy niala teo izy ,izany dia manambara fa nisy tsy rariny tao ,nandefa retraite jeneraly no nataony Ravalo ,Ary ireo kolonely betsaka hitanareo rehetra nitarika ny tafika rehetra reo dia kolonely efa tokony hiakatra jeneraly aby fa tsy notendreny Ravalo .
Ny fampiakarana ny valeur ny miaramila gasy angamba ,tsy @ alalany tsy fanondrotana grady ,sahala @ hoe raha tiana hiakatra ny valeur ny dokotera malagasy dia hakatona ny ecole de medecine eny ankatso ,na tsy misy dikany intsony ny injeniera any Dago ka hakatona ny polytechnique , tsy any ny vahaolana ,izany ilay vahaolana Ravalomananiste izany .
Raha tianao hiakatra ny valeur ny miaramila dia homeo fitaovana izy hiasany ary homeo fiofanana ,fa tsy misy firenena hafa manome fitaovana ho an`i Miaramila gasy dia haodiny Ravalo indray ny camion homeny ny TIKO :-D :-D :-D ,tsy mila miaramila tsy hamokatra hono :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0642