ECOUTER Flash Infos 16h45 Andry a quitté la salle

1. vatofototra ( 04/11/2009 14:36)
ECOUTER Flash Infos 16h45 Andry a quitté la salle

- Andry Rajoelina a quitté la salle pour revenir par après
- La négociation continue, les 7 autres membres des délégations ont rejoint respectivement leurs Chefs de mouvance pour débattre sur la question de la Présidence de la Transition

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par pikatti le 04/11/2009 15:43
2. pikatti ( 04/11/2009 14:53)
Ho aiza eo enao bitrovoalavo o, miverena haingana aty an-tsekoly,ny resaka aza ty mbola eo @ io hoe iza no atao filohan'ny HAT,tena be fika lery mitady hanapitra le andro fivoriana fotsiny de basta ,efa tsisy ntsony ny volonté fa mody manaiky mba tsy ho ratsy eo imason'ny zao firenena rehetra izao,tsssss
ny ministera mbola ho aiza ,miareta aloha fa zany no politika fa tsy eo ndray ialahy no mitsotsoaka eo
3. kidoropamba ( 04/11/2009 15:17)
hin hin hin hin hin.....ilay "sampagny" niarahabàna ny fitsingerintaonan'ny Deba io tsy zakan'ny TGV io fa tsy hoe kirizy sahala amindra8. hin hin hin....

Zafy ange efa nilaza omaly fa "na hanao fety" na "hamotika tanindrazana".

Tokony averina eto hoa ilay "bisous sur la tomate" klé, hin hin hin tonga dia mivadika hon hon hon hon ary miverina hin hin hin hin
4. pikatti ( 04/11/2009 15:43)
Elah zany anie kidoro tsisy principes klé, mitady hiboroso soavaly vahiny ndray bainn zany!!!
..... , avy zafy elah de tgv elah de ratsiraka de R8 zany ve de olona tsy mirediredy ,ary aoka le tendance pédophilie aloha e
..... krizy tao ny bitron'elah fa tsy ampy karoty ,nefa koa tsy maintsy miaritra trefla ,ha ha ha, may ao rapolitika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447