Vita Ra8 satria tonga Guy Rivo ilay BSMM, hin hin hin
1. kidoropamba
(
03/11/2009 11:25)
Efa nahazo tombony ihany Ra8 hatr'izay raha ry Manandafy, Fetison sy ny hafa no tao @ delegasiona.
Io àry fa tonga indray Guy Rivo, ilay bandy BSMM (Be Sandry Mora Mandositra). Tadidinareo angamba fa io bandy io no notendren-dra8 hitantana ny CUA. Tsy miaraka amin'ny "intelligence" anefa no nitondran'ny lery ilay izy fa niaraka tamina bokon'ozatr'ireo tsy ampy sakafo ao @ bas quartier ka iny ny vokany: Ny vady amanjanaka rehetra niaraka t@ Ra8 dia nandositra dolidoly.
Raha nandositra ity bandy ity dia mba nisy "loha" na "betro", na "kranina é" no mba nanohana an-dra8 ka nitsangana ny Magro, nahazo laka t@ SADC sy ny sisa.
Tsy gaga aho raha nahita an-dra8 "miketroketrona" foana ary "mivovoha" tao anatin'ny andro vitsivitsy izay, kanefa ny "fitoniana", "fanajan-tena", ary "faranitantsaina" no tena tadiavina amin'izao resaka atao ao Addis Abeba ao. KAY ingahy Guy Rivo no konSayé ao. tssssssssssss!!!!! BSMM é.
Dé lery indray koa no hibaiko an-dry Manandafy sy Fetison any Addis Abeba. Tsy mahagaga raha hetsika mampihomehy, no sady mahamenatra no nasehon-dra8. BSMM aloha izao no pilote ao. Tena hidaboka hoa ilay "avion" é.
Tssssssss!!!! Guy Rivo izany tokony efa mpitazona gôdasy ery @ sisin-tosy ery no misy azy fa tsy eny ambony kianja mihitsy. Vita hoa le8.

répondu par pikatti le 03/11/2009 16:08
3. pikatti
(
03/11/2009 12:16)
TMLH (Tsy Mitsoaka Laharana Hatrany) vs BVKF (Bitro Voalavo Kely Fingotra)
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
4. xxx
(
03/11/2009 12:45)
MAFY BE mihintsy ny fahatahorandrakidoro lo andra8 ,raha vao manao zavtra RA8 dia mikorapaka manao vava be saingy indrisy tsy mampihontsona ny ankihikeliny fa resaka kidoro lo sy maimbo .
Miwawawawa "le chien aboie la caravane passe",jereo fa mbola izay toerAna tiandra8 ihAnY no,hanaovana ny reunion ary TENA mbola manakery BE IZY FA RAHA VAO TSY IZAY TIANY NO RAIKETINA AO dia MIRAVA MAINA !na faly enao na tsy faly rakidoro dia izay no izy !
Hiarahantsiak mahita eo ,vive RA8 sy SADEC ary GTT .
tSY MORA NY MANONGANA andra8 kidoro a reraka be fotsiny eo enao miwawaw fa tsy asiany sira fa resak be fialonana sy tsy ampy fandinihana !

5. kidoropamba
(
03/11/2009 13:32)
Io hoa ilay efa nolazaiko hoe: hajanony indraindray ilay baiboly fa maha lasa adala raha tsy zakanao ny paik'ady ao. Tsy Mesia izany io Ra8 io ka raha tsikeraina noho ny adalany dia fankahalàna aza izany. Ny fitiavana hamonjy an-dra8 no hilazàna aminy ny hijanona any Swaziland, miaraka amin'ny virja maromaro manafosafo azy maraina, antoandro, hariva, alina.
Ny fitsinjovana ny tombotsoam-bahoaka no hilazàna aminy ny hitsaharan'ny adalany.
Tsy misy olona taitra no sady matahotra n'iza n'iza eo. Ary bandy noroahin'ny miaramila ka nandositra any Swaziland izany tsy misy olona atahotra an'izany velively. Fa kosa raha misary adala izy dia lazaina aminy fa tsy mety izany, fa tsy sahala aminareo mamahana lalitra azy foana satria very fihinana. Tsssssss...
Io hoa i Guy Rivo izao lasa any Addis Abeba, ho hitanao fa toraka vilany indray no ahazo anareo avy any. F'angaha io vava be anareo io misy matahotra an'io azo afrika ao? Na i CAPSAT (service administratif et technique) - fa tsy régiment d'élite akory - hin hin hin - irery no nampandositra an'i Le8 kanefa izany etiopia, kaongo, burkina faso, sy ny hafa izany dia efa nanao lagera mihitsy.
Hajanony hoa io resak'etotrareo io fa mamosavy andra8 ange nareo io e.

6. Mirananirina
(
03/11/2009 13:36)
ALEO HIFANDONA AZA NY BSMM SY NY KLNMM ( KIFAFA LAVA NIFY MORA MITOMANY) E
TMLH (Tsy Mitsoaka Laharana Hatrany) vs BVKF (Bitro Voalavo Kely Fingotra):-D :-D :-D
7. patrick2002
(
03/11/2009 13:59)
Diso ianao ra Kidoro ah! resaka vol no nahatonga an`i Guy Rivo nandositra ,
Fa tsy resaka tahotra mihintsy .
Noentiny nitsoaka ny budget ny commune ,rahampitso ny jiolahimboto nirahany nandoro sy nandroba ny tranony .
Izy efa any France miaraka @ miliara ,hihihihi voa teo aby :lol: :lol: :lol:

8. kidoropamba
(
03/11/2009 14:08)
Kay nangalatra koa iny BSMM iny ? tsssssss. tara kely indray aho tami'niny ka. Tsy gaga indray aloha aho raha mpangalatra daholo ireo izay miaraka amindra8 ireo satria manana sefodeba efa havanana amin'izany halatra izany ry zareo.
Vao maika mitombina izany ilay nolazaiko hoe "vita ra8" any Addis Abeba satria olona handeha haka ny "indemnité" omen'ny UA foana ireto ekipandra8 ireto fa tsy hitsinjo ny hoavin'ny firenena izany mihitsy.

9. patrick2002
(
03/11/2009 14:15)
Ka izay anie isika mpi forum eto no tena Tia Tanindrazana satria entaniny fitiavana Tanindrazana mi -forum eto fa tsy misy endamnité :-D :-D :-D , izay no tsy hahitana ahy eto matetika intsony .
10. pikatti
(
03/11/2009 16:08)
o ry leity rapà ,aoka leisy elah nga le tary sakaaa, taraiky be elah kidoro ,de mandalova matetika lesy rapà elah fa kidoro ty toa be tsaho fotsiny klé :-D :-D