ary angaha tsy anti frantsay indray

1. bazylou ( 31/10/2009 19:18)
le8 , no mizity amin'ny ronon antavy ao amin'ny fr24,
tena lany marina ny saosy ka tsy maintsy miborosy soavaly maty le8 marina, , :-D :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par pikatti le 02/11/2009 19:46
2. terrywui ( 02/11/2009 13:17)
kalam be elah alou rabazy fa tsy mipass tsony alou zany ronono ronono nlah zani zao a! raha te hisotro ronono elah de atsoy i kidoro ....!
3. halloweenn ( 02/11/2009 14:30)
kidoro mantsina amany :-D :-D iny ve lesy no mba naman'elah sakaaa :idea:
4. kidoropamba ( 02/11/2009 15:28)
Hoy Ra8: "Tsy namitako aho akory fa nanaja fanekena, fa izahay "manana" sy ianaoreo "Ory" dia tsy afaka hinantena mihintsy".

Hoy ny dadaniste: "Nahoana kosa no dia potsirinao ny nounou-ko an-kavia? Heverinao angaha fa ronono "magro" io sa ranom-boatabia"?

Daka voude be hoan'ny legaliste hoa.....
5. pikatti ( 02/11/2009 19:46)
nahazo tefaka tany @ dr8 doly ve lisany ato no be tarainy e,ao fa mbola voatefaka ndray ny ankavia :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0428