Na vitsy aza ireo olonasaina de ho alefa iany le fanambarana
1. terrywui
(
31/10/2009 11:01)
Tompokolahy sy Tompkovavy !
misaotra anareo rehetra izay tonga manatrika eto anio !
izaho terrywui dit andrywui dia manao fanambarana lehibe ofisialy amitsika mpisera eto, fa noho ny fahatsapanay fa efa nisy fivoarana tsara ny fifandraisan'ny fianakam's sy i DADA(Marc Ravalomanana)ary ny TIM ,gtt, de nanapa kevitra aho fa hanampy sy hanohana ny TIM sy zay mety ho GTT sy ny hetsiky ny aradalana rehetra ,tsy ato amn serasera ihany fa eran'ny site sy forum ary ny hetsika politika miseho !! na eto paris na any M/car ! satria izahay dia efa manohana an'i Marc R. tanteraka aminizao !
Tsisy valifaty ,tsisy kisasy na maty teto antany fiadiana aza i andrywui ! fa tena amin'ny fo no hanohananay sy ny fianakam's an'i dada ! mandria ampiadanana rahalahy fa tsy sitrapon'i Hery iny ! namana izy ankehitrio ! :-* :-* :-* :-*
HATRAMIZAO ALOHA ZANY DIA IZAY NO HIAKA !
VIVE TIM
VIVE GTT
VIVE NY ARADALANA
HANANGANA SAINA FOTSY NY TGV SY NY FATy SY NY HAT REFA ANY ADDIS ANY !! TSY MAINTSY ANEFA ZANY RAKIDORO RAHA TSY ZANY DE HO FAIZINAY ATO KO ELAH !
SAINA FOTSY NY AN'NY TGV !..............

répondu par pikatti le 02/11/2009 20:36
2. terrywui
(
31/10/2009 11:04)
FANAMBARANA OFISIALY NAVOAKA TETO AMIN'NY SERASERA ANIO SABOTSY 31 OCT 2009 ! vavolombelana manatrika eto i Hery !
5. dadabe
(
31/10/2009 16:34)
ouadray leuleu misy sipa tin'i lery ho-petsaina angamba d nivadika lery leuleu :-D :-D ....possible ho i mirana sa i Noue?? :wink: :-D
6. AndriambyII
(
31/10/2009 19:35)
Ny ravin- dandy miverina ho lamba rongony foana é !! sa ahoana ra wui wui ????
10. kidoropamba
(
01/11/2009 15:39)
Milaza ny TIM fa noho ny herin-dra8 hono (io ilay hono e) no nahatonga io fivoriana any Addis Abeba io. Ka noho izany, hoy ireto dadaniste ireto dia TSY MAINTSY izay tian-dra8 ihany, hono (mbola io hono io ihany indray), no TSY MAINTSY ho tinapaka any Addis Abeba rahampitso.
Ny ahy dia tsotra ihany: Raha TENA MARINA tokoa fa MANANA IZANY HERY LEHIBE izany Ra8 ka sahy milaza ny dadaniste fa hoe: Izay tian-dra8 ihany no TSY MAINTSY ho tanterahina, dia IRAY IHANY no fanontaniana tokony mipetraka: INONA ARY NO NILANA NY FANDEHANANA ANY ADDIS ABEBA RAHA TOA KA EFA NY TENIN-DRA8 IHANY NO TSY MAINTSY ARAHINA?????
Raha mamaly an'io fanontaniana io isika dia hita mibaribary fa BABAGOANA ilay "foto-kevitra" hijoroan'ny dadaniste. Satria raha tena nanaiky izay lazaindra8 ihany dia tonga dia efa notapahina izany fa tsy misy nilàna ny fandehanana any Addis Abeba ka nandaniana vola izany indray.
Fetison izao efa hanaiky ho atao ministra. Io hoa nareo manaiky fahanandra8 lalitra eo dia mitsako tokoa.
tsssssss.....

11. bazylou
(
01/11/2009 18:09)
le8nareo aza izanpo misolelaka frantsay indray fa lany ny saosy koooooo, beeeuruuruk :-D ^^ ^^ :-D :-D
14. terrywui
(
02/11/2009 16:41)
rakidoro a! refa tsy tafa tsony letsy io TGV TGV nlah io de mba mikalmeva amzay elah fa mankarenitsofina ny tabatbanlah vao maraina eto io aa!
15. pikatti
(
02/11/2009 20:36)
tsika ihany no nandefa aniny msg iny niaraka lesy rawix a, fanina daholo ndray ry tgv isany klé,volte face :-D