KOH LANTA
1. Belami
(
30/10/2009 21:31)
Rahoviana aza no mba hisy malagasy hahazo ny final @ Koh Lanta !
Ny mahatonga ahy hieritreritra izany dia satria manana faharetana be ny malagasy, na dia @ ny fahasahiranana andavan andro sy ny crise lavareny hiainany lava izao aza !!!

répondu par Belami le 07/11/2009 19:33
2. Mirananirina
(
31/10/2009 13:42)
Marina izany sady ny gasy efa zatra tsy mihinan-kanina fa mafy ady sur fa handresy tanteraka.
3. AndriambyII
(
31/10/2009 21:18)
Dia ahoana no fieritreretanareo ireo olona resy ? tsy misy sombin' eritreritra miantefa any amin' izy ireny ve any anatinareo any ? sa rehefa hoe resy dia avela hikaroka ny lalany aloha ? :lol: :lol:
5. kotobekibo
(
01/11/2009 22:17)
Za tsy mahasahy satria tena tsy mety amiko lé ihinana an'ilay voamason-javatra iny . Lé zanadandy koa ( andrahoina tsara aza za tsy tia kouh! ) :roll:
6. kwit
(
02/11/2009 04:45)
Belami:
Rahoviana aza no mba hisy malagasy hahazo ny final @ Koh Lanta !
Ny mahatonga ahy hieritreritra izany dia satria manana faharetana be ny malagasy, na dia @ ny fahasahiranana andavan andro sy ny crise lavareny hiainany lava izao aza !!!
fa inn kay zany KOH LANTA ?
7. Belami
(
02/11/2009 19:47)
kwit :
fifaninanana ilay izy dia alefa any @ nosy iray deserte ny mpifaninana dia miaritra ny tsy fisiana sakafo sy fifaninanana physique be, ahitana ny fananana heritsaina ilay izy sy ny fananana stratégie @ zava tsarotra.
AndriambyII : ka fifaninanana le izy dia mila faire play zany nge e!

8. tess
(
02/11/2009 22:45)
Belami:
Rahoviana aza no mba hisy malagasy hahazo ny final @ Koh Lanta !
Ny mahatonga ahy hieritreritra izany dia satria manana faharetana be ny malagasy, na dia @ ny fahasahiranana andavan andro sy ny crise lavareny hiainany lava izao aza !!!
ny faharetana mety hananana fa ny fizika sy ny teknika mety tsy hahavoa hihihih
9. AndriambyII
(
02/11/2009 23:05)
Fair play ho an' ny mpandresy , dia fair play koa ho an' ny resy , izay angamba vao mety @ eritreritro ry belami ny @ ireny koh lanta , xtreme force ,reality life sns ireny ! :idea:
11. Belami
(
07/11/2009 19:33)
Mirananirina:
Belami kosa aloha tokony hanao e,tena matanjaka .
matokisa fa hananatsika io !!!