Iza no dondrana leity ry kidoropamba

1. patriick2002 ( 26/10/2009 17:59)
Hoy elah atsy ambany atsy

TGV Andry Rajoelina, mpanao politika donto indrindra eran'izao tontolo izao ary tsy mahatapakahitra fa baikoin'ny vozongo amin'izay rehetra ataony. Ankizy tsy ampy ranon'aina ary kely volom-boudy. tsssss! tsy mahafaka tay am-boudy akory no manapotika ny firenena.

Elah irery ihany no nilaza an'izany zao na ny GTT aza tsisy nilaza an'izany , sa refa very finanana elah de zany no taim-bavan'elah ,ary miverena teo elah fa aza milentika any :twisted: :twisted: :twisted:
répondu par pikatti le 26/10/2009 22:07
2. terrywiui ( 26/10/2009 18:09)
Aoka lesy zay rapa a, efa antitra be iny sao ahitana loza eto ty serasera ty klé ^:^ ^:^ lery anie niverina tgv @ zay e, efa nifona taty amiko taty nedala ary noraisiko an-tanandroa ny fifonanany :-$
3. pikatti ( 26/10/2009 18:27)
Hoy KPB

TGV Andry Rajoelina, mpanao politika donto indrindra eran'izao tontolo izao ary tsy mahatapakahitra fa baikoin'ny vozongo amin'izay rehetra ataony. Ankizy tsy ampy ranon'aina ary kely volom-boudy. tsssss! tsy mahafaka tay am-boudy akory no manapotika ny firenena.

:lol:
4. bazylou ( 26/10/2009 19:16)
miala any indray ny be fialonana isany , beuurk :-P :-P
5. kidoropamba ( 26/10/2009 20:56)
Tsy misy fodiana azo hieritreretana eo raha toa ka mbola tahaka izao ny fiainan'ny dadan'ny sasany any Swaziland: http://www.youtube.com/watch?v=qKPC-krnV48&feature=fvw

Revy é! Revy be mihitsy. Ka tsy hody izany iny levalonareo iny fa misary adala aminareo eo fotsiny izy iny.
6. pikatti ( 26/10/2009 22:07)
Tribus kidoro no tazako ao kôzy e,pezin'elah ihany ve le sorgho bainn ,elah maty ozatra io ve ahavita inona eo klé :-D :-D :-D :-D
Sioara mintsy ah fa vao nahita an'io elah de lou kou ny volom-bavan'elah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0681