Tsy verina indray Ra8 fa maimbo sorgho ao Swaziland
1. kidoropamba
(
26/10/2009 16:34)
Gaga ny maro fa tsy tafiditra tao @ Magro ny rahalahin'ny Ra8, tonton Ambroise.
Tsy afaka miala ny fofon'ny voudin'ny swaziland ra8 satria maimbo maimbo sorgho ny anao lahy.
Iny, mirevy ary manandevo ireo izay donto saina ao @ Magro ao satria mila laniana ireo "affiche maro be tsy nisy olona mila" ka voatery atao ny meeting.
Amin'ny fotoana hiantsoan'ny ra8 antelefaona mivantana ao @ Magro dia efatra ny vehivavy swaziland mangaromboudy azy. tssss, hi hi hi hi hi ary karamainy lafo dia lafo. Tsy misy Ra8 hiverina izany intsony eo e. Vita ny azy, Rajems efa miandry hanajedaka azy ka ho aiza indray?
Sorgho ihany hoa no mendrika anao Ravalo a

répondu par pikatti le 26/10/2009 22:10
2. xxx
(
26/10/2009 17:17)
ianareo manompo an'ireo olona sans qualité reo wa mba tongava saina @ zay fa vizana ny mpokona! ny mpokona efa miandry lé 1ere tour d vita!!!
3. pikatti
(
26/10/2009 17:24)
hoy kidoro
Ary ny volom-bavan'elah zany anie leity mbola mamofo kapan-dR8 :-D :-D :-D
Amin'ny fotoana hiantsoan'ny ra8 antelefaona mivantana ao @ Magro dia efatra ny vehivavy swaziland mangaromboudy azy. tssss, hi hi hi hi hi ary karamainy lafo dia lafo
Ary ny volom-bavan'elah zany anie leity mbola mamofo kapan-dR8 :-D :-D :-D
4. swnan
(
26/10/2009 17:26)
Gadrainay eo ndray elah fa ataovy ihany io mamadika kidoro feno kongona ty :evil:
5. kidoropamba
(
26/10/2009 17:35)
Raha te hody marina levalo dia efa nataony izany satria fantany ny miandry azy ao. Fa misary adala lery hoe "imminent" tssssss, "imminent", klé gona, "imminent". Tsianjery be fotsiny ilay "imminent" kanefa efa valo volana izay.
Tonton izao efa tsy tafiditra ao @ Magro.
Reven'ny lery hoa raha izany "voude maimbo sorgho ao swazilnad izany a".
tssss..hihihihihihihi lalaovindra8 eo fotsiny dia mihanahana eo

6. pikatti
(
26/10/2009 17:37)
Aleo lery hirevy klé bandy mantajaka be reny tsy kilifingotra
elah io aloha le karazany efa maty hozatra reny e :-D :-D :-D :-D

7. xxx
(
26/10/2009 18:43)
Tsy vavan'olona kosa aloha le kidoro maimbo ampy tsy fantany fa arakarakin'ny tsy hitiavany an-DRA8 vo maika ra8 be Mpitia hihihi!!!
sasatra eo ny devolinao ry kidoro maimbo ampy a! le chien aboie la caravane passe!
Refa reraka manaratsy ny MALAGASY rehetra dia RAVALO indray no hialàna vokona ,miwawawa F'INONA NO DIA HATAHORANAO ANDRA8 HANAOVANA VAVA BE EO ,plus enao may vava plus IZY LANIMBAHOAKA
fIRY KILAO INDRAY NY MOLA NOFOHANAO ???????????????????????????????????????

8. pikatti
(
26/10/2009 22:10)
Tsy vavan'olona kosa aloha le kidoro maimbo ampy tsy fantany fa arakarakin'ny tsy hitiavany an-DRA8 vo maika ra8 be Mpitia hihihi!!!:-D