Aza manahy fa averinay ny fameriny e ry Deba a

1. patriick2002 ( 26/10/2009 13:57)
Une chose est certaine, il joue une carte très personnelle et se positionne en fonction du rapport de force entre Rajoelina et Ravalomanana. Plusieurs sources sérieuses avancent l'hypothèse suivante : et si le but ultime de Didier Ratsiraka était de ravir le poste de président de la Transition à la barbe de tout le monde ? Rappelons que pour Didier Ratsiraka, la crise de 2002 qui l'a vu s'exiler pour Paris, a été vécue comme une injustice. Il est parti président, il veut revenir président, c'est devenu une obsession personnelle.

Sobika
répondu par swann le 26/10/2009 15:56
2. patriick2002 ( 26/10/2009 14:02)
De asianay intéréts de retard le sôsy e,
Vita aloha ny mission iny fa dia miandry ny manaraka ndray zahay ry Deba ,aza manahy fa afaka mifanamboatra tsika ,ary faingana fa mila any le8
3. kidoropamba ( 26/10/2009 14:35)
Mampahiratra ny jamba hoa ity ataon'ny TGV sy Ra8 ity e. hi hi hi hi hi hi.


Tongava Ra8 fa miandry anao ny pokona e
4. kiidoropamba ( 26/10/2009 15:17)
Sady manafaka moly koa saika adinoko marina e
5. swann ( 26/10/2009 15:46)
aoka zay letsy ony ry kiiiiiiidoro fopla fa tsy milay tsony a! mba mahaiza letsy tenennnn aa!
6. kiidoropamba ( 26/10/2009 15:52)
Manangana @ zay lesy dinika tsy lou wiwi a,elah koa anie be ranomasom-boay klé*
7. swann ( 26/10/2009 15:56)
kobo amzay elah ! hay ve elah io e!! saika tsy nahakobo ah lety aa! somary niova fanoratr lety ! okay le dinika tsy lou ee! milay zany ! ef tokony androany ane l izy e! i batista sisa andrasana fa aiza ko ary leiny !!! tokony lery no miditra aloha !!! zay no kozy farany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4461