tongha indray le esona hoe
1. bazylou
(
26/10/2009 10:41)
hiverina hono le8; aleo hiditra eo ho faizina e, sady zany mangahazo izany koa tena kobo be hoe mpiala bala fotsiny kay, sady mifarihy amin'i ndefo fotsiny tazy,
vive tgv :-D :-D
vive tgv :-D :-D
répondu par pikatti le 26/10/2009 17:44
2. locl
(
26/10/2009 12:19)
Hoeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee, tonga ihany Dada, aleo fa hanaovany seul à seul ny TGV raha mitady ho mafy be.
3. terrywui
(
26/10/2009 12:37)
Aza tabaina letsy bazylou fa aleo hiditra moramora tsara alou fa aveo vo tampohina a! mbola averina aminy ireny ràn'olona amanjatony nalatsany ireny sady mbola tsy foana akory ilay didimpanjkana tao amn trubinal manameloka azy taminireo sy ilay S be nopehany tao amn bank sy ny tresor reny ! ka zay no ataoko analh oe aza tabaina fa vorona ho fandrihana lety a!! misy dada goaka ato ho ato fa ity aho eto ! hin hin hin hon hon hon ! sady ampisotroina anle tsy tian-drasendrahasina iny izy !
4. locl
(
26/10/2009 13:31)
Nampiesoniny TGV nareo t@ S tao amin'ny banky fa iny le nanakaramana le CAPSAT e! Dia mody Dada no haratsiana.
Aleo fa hanao seul à seul isika e! Ny sandry no miady eo
Aleo fa hanao seul à seul isika e! Ny sandry no miady eo
5. swann
(
26/10/2009 15:52)
Nampiesoniny TGV nareo t@ S tao amin'ny banky fa iny le nanakaramana le CAPSAT e! Dia mody Dada no haratsiana.LLLOOCCCLL !!!!! lainga be zany tenin'i locl zany ! efa firy volana tao alohan'ny nandosiran'i dada sy nahafantarana fa nopehany vao nisy kapsaty ! mbola tsy nisy tafiditra tao amn banky tamizany raha tsy dada ihany !
6. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:55)
lou daholo ianareo,indrindsra reto jiolahy HAT reto
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Miverena R8 a,ianao ihany no fanafody fa tsy reto mody manositra ranomanitra tony lou daholo reo
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Miverena R8 a,ianao ihany no fanafody fa tsy reto mody manositra ranomanitra tony lou daholo reo
7. kidoropamba
(
26/10/2009 16:12)
Asaivo miverina eo ity levalo ity fa Rajems sy ny forongony ary ry Fetison sy Ambroise no hanapaka ny lohany eo.
Ny vahoaka hiaro azy kosa dia hitondra azy hankeny tsiafahy.
Ny vahoaka hiaro azy kosa dia hitondra azy hankeny tsiafahy.
8. pikatti
(
26/10/2009 17:44)
hoy kidoro
lou daholo ianareo,indrindsra reto jiolahy HAT reto:lol:
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Miverena R8 a,ianao ihany no fanafody fa tsy reto mody manositra ranomanitra tony lou daholo reo
