Vavaka: HAVERENO NY SAFO-DRANO fa lou i Madagasikara
1. kidoropamba
(
25/10/2009 10:29)
Na ny mpomba an-dra8, na ny mpanohana an-drajoelina, na ry zareo mpomba an'i Monja Roindefo, na ireo mouvansa isan-karazany dia tena lou daholo.
Ny vahoaka malagasy no mihinana ny faisana noho ny afitsok'ireto babakoto sy loham-boay mpanao politika ireto.
Aiza ko dia ireo afrikana no hamaha ny olan'ireto gasy nolazaina fa nianatra sy manan-tsaina ireto? Aiza ka dia bandy mpitery ronono no manao loham-boto avy ao afrika atsimo mamingana ny mpanao coup d'Etat? Aiza koa dia ireo communauté internationale no mamelona ny 20 tapitrisan'ny gasy? Aiza koa dia na ireo tanora, na ireo avara-pi, na ireo diaspora, na ireo mpitondra fivavahana, na ireo miaramila, na ireo société civile, na ireo mpanao politika sy ny sisa sy ny sisa dia lou dolidoly, miady seza, mamotika firenena, mangalabolam-panjakana.
Tokony hozonina ho faty any daholo nareo ireo fa tena tsy misy ilàna azy.
Nihezaka ihany Noa nisarika ny sain'ny maro mba ho voavonjy fa tena tsy nambinina balita e.
Mivavaka aho mba hisy safo-drano io Madagasikara io fa ho lasa ho faty any dolidoly ireto olona lou manapotika ny firenena ireto.
tssssssssssssssss!!!!!!!!!!!

répondu par pikatti le 26/10/2009 17:21
4. kidoropamba
(
25/10/2009 13:09)
Tsotra e: Daka voude no mendrika anareo lou ireo. Tsssss.
Soa fa hafainganina ny fifidianana fa raha izao no mitohy dia SAFO-DRANO no mendrika anareo.

5. xxx
(
25/10/2009 14:34)
aleo hande ny fifidianana fa misy lou iray ao hiverina ho manta ka ho masaka tsara indray ho lanim-bahoaka 1ere tour d vita!
6. kidoropamba
(
25/10/2009 14:58)
Avelao izany 1er tour dia vita izany hiverina ao Dago fa ny ekipany ihany no hanajedaka azy ao fa avelao izy hiverina ao dago.
mila ahena tsikelikely ireo lou manamaimbo firenena ireo.

7. locl
(
25/10/2009 16:08)
Tsy hisy hanajedaka izy fa betsaka ny hiaro azy, ary io vao tena hoe 1er dia vita
8. locl
(
25/10/2009 16:11)
KIDORO LOU OOOOOOOOOOOOO, SAO MISY HIVIDY FA NANY MOLOLONY AZA TSY LAITRIN'NY OMBY INTSONY
9. kidoropamba
(
25/10/2009 16:23)
Asaivo miditra eto dago hoa ilay 1er tour fa 1er tour fotsiny dia vita ny momba azy. Mihevitra an'ireo malagasy tsy zanak'i Adama sy Eva angamba. Ampidiro aty izy ry Noel sy André ary sarla sy lilison a. Asaivo miaro azy ry Constant, satrobory ary ancien chef d'Etat major. Avelao mifamono faty ao ireto mpanao politika lou ireto mba ho vita any ity krizy ity.
Raha mifamono ao ry zareo dia ho hitantsika fa hihena ny mpandrebireby vahoaka.
Ampodio aty izy.

10. pink
(
25/10/2009 21:10)
kidoropamba:

aza gaga fa mpihorohoro marina ny endrika sy fanahinareo...mpamono olona ve itony e
11. ndotofetsy
(
25/10/2009 22:19)
:^) :^) :^) :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) o^o o^o o^o
12. terrywui
(
26/10/2009 12:53)
Elah zany anie lety rakidoro otran'ny MANOZONA ny Malagasy rehetra ho faty amin'ny safodrano e! manin raha adobaka ao atranonlah ao le safodrano fa tsy ny pokna no ozoninlah !
13. kiidoropamba
(
26/10/2009 13:29)
Mamon'ny môly zah @ reny ry akama isany a, ty zah marina aiza kou hatramin'ny zanako ny rad ny zafy sy ny zafiafiko aby kay ty vaohozoko tato ty :oops: :oops: :oops:
Nialatra be le môly fa hotran'ireny nanoratra evanjily reny mintsy ry zalahy a,tena mba kôzy io an,
Tena nanonofy leity zah fa zah sy R8 ihany no voavonjy tao @ le sambo be an'i Noa dé nisy kisoa koa tao fa mety le kisoan-drasalopard :idea:
mbola dizina klou sakaaa,sao hanozona eto ndray klé

14. kidoropamba
(
26/10/2009 14:28)
Raha tonga ny safondranon'ny Noa dia tsy ny olona rehetra akory no maty. Sahala amin'izay indray aho manozona ny fanetry be an'ny Tany ao gasikara ao, ireo izay lou mba ho faty any ao anatin'ny safo-drano mba hiveloman'ny olona mitsinjo ny hoavy.
Ra8, lou, andry TGV, lou, Ratsiraka, lou, lou daholo e. tsssss

15. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:29)
Fa raha ny tena marina R8 masiso fa ny ambiny lou LOU tena LOUUUUUUU hi hi hi hi
Miantso anao izahay R8 hamonjy an'i Madagasikara

16. kidoropamba
(
26/10/2009 16:09)
Io ary hoa ilay efa nolazaiko. Ny namany ihany no hanajedaka an'ity ravalo ity e.
17. pikatti
(
26/10/2009 17:21)
Petsa tato ndray rakidoro,lisany tgv reto raha hanadala olona tssss,zay ihany no tsy mampazoto an'i Noue sy Yuka,enjika olona foana fa tsy dinika no atao