Madagascar, finalement c’était un putsch,entre putschiste e

1. patriick2002 ( 23/10/2009 02:12)
Passé l’effet de surprise, la communauté internationale a décidé d’appeler un coup d’Etat un coup d’Etat à Madagascar .L’Union européenne et Washington ont dénoncé un «coup d’Etat».

Cette salve de condamnations s’explique par les premières décisions annoncées par Rajoelina : il a suspendu le Parlement et évoqué la tenue de nouvelles élections sous «vingt-quatre mois».

Série noire. La communauté internationale se montre d’autant plus virulente que le coup de force de Madagascar s’inscrit dans une véritable série noire : en moins d’un an, le chef de l’Etat mauritanien a été déposé par des militaires ; en Guinée, de jeunes officiers ont pris le pouvoir à la mort du vieil autocrate, Lansana Conté ; et en Guinée-Bissau, le président, Nino Vieira, vient d’étre assassiné.
21/03/2009 À 06H51
www.libération.fr
répondu par pikatti le 23/10/2009 17:26
2. xxx ( 23/10/2009 05:58)
d jereo eto koa http://www.koreus.com/video/ane-plage.html
3. patriick2002 ( 23/10/2009 10:27)
Ka tiako ahatongavana dia ty

-hanongana an'i Andry ndray ve le namany niaraka nanongana satria lery aloha izao no voahongan'ny namany ,raha ohatra ka i Roindefo no eken'ny mouvances

-Andry koa tsy hamela ny sezany arakin'ny mahazatra,nefa mety ho voahongan'ireo goaika antitra reto ihnay koa

-Mangalaza ve hanongana an'i Roindefo ao Mahazoarivio,refa avy nahazo hafatra manokana avy t@ Deba

-Manorohanta ve hanongana an'i Mangalaza

-R8 ve hanongana an'i Andry
Bref, mic mac be le kôzy resaka fanonganana tsisy ilavana azy ,saim-boto sisa ty klé
4. patrick2002 ( 23/10/2009 12:13)
Mahazo manongana lty izay te hanongana ,fa ny mpitondra dia izay mahafehy vahoaka ihany ah!
Izay ihany ary amin`izay ihany .
horakoraka ny anì sahona fa ny tsiboboka no tompokny rano .
5. terrywui ( 23/10/2009 12:42)
hita oa letsy ra-pà ! :-* :-* sady aleo lety hiorakoraka lava eo ko a! fa rehefa mankarenintsofina tsisy hatoriana kosa lety ra-pà de tapenana super glue ny vavany a!! hin hin hin hin hon hon hon! :-D :-D :-D :-D
6. patriick2002 ( 23/10/2009 13:02)
"horakoraka an' ny hetodra fa tay ihany no tompon'ny vody"
ohabolana sud af
hetodra=tgvendrana
tay =tgv
vody =HAT
:-D :-D :-D :-D :-D
7. bazylou ( 23/10/2009 14:57)
resaka koa ny anareo le aza, tsy mbola nisy mpitondra nitana ny teniny sy mpitondra nanaja vahoaka izany tao mada na ny aza e, resaka daholo izany. ny saosy ihany no ady eo satria vahoaka mihanahana tsinona fa trondro maty daholo :-P :-P
8. terrywiui ( 23/10/2009 15:17)
Marina zany rapa refa tsy hanao ry zalahy

horakoraka an' ny hetodra fa tay ihany no tompon'ny vody"
ohabolana sud af
hetodra=tgvendrana
tay =tgv
vody =HAT

rehefa mankarenintsofina tsisy hatoriana kosa lety ra-pà de tapenana super glue ny vavany a!! hin hin hin hin hon hon hon! :-D :-D :-D
9. dadabe ( 23/10/2009 16:54)
:roll:
10. pikatti ( 23/10/2009 17:26)
Aza mody fanina eo elah dadabe fa lisany sonoa tony mointsy no tena veta sy voretra be
Ary ahoana zany volan-dR8 nolanin'elah zany aloha e :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.702