aleo omena ny rasil ihany ireo toerana efatra tsy voazara

1. vitamatavy ( 20/10/2009 22:29)
araka ny tapaka tany mamputo 1 dia ny president transition ,ny vice president ny PM ny vice PM mbola tsy nahitana an'ilay consensuel mihitsy donc efa mihomakomana ny rasil sasany satria mety ho handamako indray io fihaonana manaraka io
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
répondu par pikatti le 21/10/2009 11:16
2. pikatti ( 20/10/2009 22:37)
de iza hono zany PM siosion-dresaka alefany dry zalahy any rah mbola mikatso io Addis Abebas io ???
3. ndotofetsy ( 20/10/2009 22:37)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. pikatti ( 20/10/2009 22:54)
Andry Rajoelina - Monja Roindefo
Leur sort entre les mains du Conseil d'Etat demain !
midi Madagascar
Aleo io ndray aloha jerena kely bainn a
5. zama91 ( 20/10/2009 23:54)
iza avy moa no ao @ conseil d'etat tsy ry lerony ihany
6. pikatti ( 20/10/2009 23:56)
aleo hifampinana ao ny samy foza ,mampmé be ny samy hors la loi ndray ty no mitaky la loi :-D :-D :-D :-D
7. rabaradaka ( 21/10/2009 06:05)
Ny Conseil d'Etat izany dadatoa baikon'ny Ministre de la Justice a, tsy misy fahaleovan-tena izany ny fitsarana eto an-tanàna e ! Ity ramatoa milaza azy ho mpiandry Ministre de la justice ity koa aloha dia ho any amin'ny afobe ny hiafarany ary tokony ho aizintsika vahoaka io fa tena tadidiko mihitsy ny vavan'io teny amin'ny 13 mai. Tena olon-dratsy io ry dadatoa
8. xxx ( 21/10/2009 07:51)
Mbola misy tsy tonga saina ihany ange ny olona sasany eto @sera2miaro ireo hat faikany iray trano ireo!
MBA misy hafatra kely ity ,mamono demokrasia sy mamelona iireo MPANONGAMAPANJAKANA ireo hono isika raha mbola mividy lasantsy any @total
Koa aoka isika tsy hividy lasantsy @total intsony manomboka izao ,tsy hividy savon tropicale intsony
TSY HIVIDY GAZETY express,la grande île,mouf'rey,ao raha 'gazety),la verité(gazety)
Hiangaviana koa isika hanala ny compte bancaire ao @ny :
BMOI
BNI-CL
BFV-GS
Satria ireo dia bankin' iireto mpnajana-tany ,ny bni moa dia malaza fa mpitahiry vola fanongana-panjakana aty afrika.
NY miaramila no efa ELABE no tokony hitondra ny tany sy ny fanjakana alohan'ny fifidianana FA MIJALY NY VAHOAKA .
9. AndriambyII ( 21/10/2009 07:52)
Ka efa notenenina fa tsy mahazo manao politika ny miaramila , dia ahoana ihany ary izany hanomezana toerana azy ireo izany ?
10. locl ( 21/10/2009 08:59)
Tsy misy manaiky izany miaramila hanao politika izany, efa nilaozany toetrandro izany.

misy olona neutre be dia be ao Dago afaka atao président
11. bazylou ( 21/10/2009 09:44)
ataovy ny fifidianana , de vita io, fa tsy andany andro amin'izay rasila, adisabeba, geneve , e, beuurk :-P :-P
12. Mirananirina ( 21/10/2009 09:53)
aleo hifampinana ao ny samy foza ,mampmé be ny samy hors la loi ndray ty no mitaky la loi
tena marina mihitsy io
13. pikatti ( 21/10/2009 11:16)
Ity ramatoa milaza azy ho mpiandry Ministre de la justice ity koa aloha dia ho any amin'ny afobe ny hiafarany ary tokony ho aizintsika vahoaka io fa tena tadidiko mihitsy ny vavan'io teny amin'ny 13 mai.

Mamay ndray zany ny bôfin'i wiwi :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4356