Tsy foana lesy zah rawix de io elah fa traingo klé
1. pikatti
(
20/10/2009 22:12)
Tsy tato foana lesy zah wiwi de io elah fa traingo klé,laozan'elah mampiteny olona tsy fotsiny ,lazaiko mantsy elh t@ phone afak'omaly iny fa tsy ho eto zah androany de nanararaotra ndray ingahy rainy
zao kobo ao daholo le ps fopla ataon'elah :-D :-D :-D :-D
zao kobo ao daholo le ps fopla ataon'elah :-D :-D :-D :-D
répondu par pikatti le 21/10/2009 12:16
2. pikatti
(
20/10/2009 22:30)
Efa hitako ao daholo le ps fopla lazain'elah reny ,tsssssss,tsisy atao koa lesy ty
elah ty klé :-D
fa ahoana aloha ty tgv ty fa tsy laozan'elah manao diversion @ reto ps fopla reto klé
elah ty klé :-D
fa ahoana aloha ty tgv ty fa tsy laozan'elah manao diversion @ reto ps fopla reto klé
3. vitamatavy
(
20/10/2009 22:30)
dia avy aloha le ps fopla fa tsy maharaka izahay e ,hazavao fa tsy mazava :idea: :idea: :idea:
5. pikatti
(
20/10/2009 22:41)
ndotofetsy io zao efa vitan lery kou ,efa koboko tao ,mety rapaty kou io fa lery nanoratako fa tonga dé mandà be , lazainy fa zah le izy :roll: :roll: :roll:
reto tgv reto anie mamadika resaka refa hitany fa tsy mamely le Andry
reto tgv reto anie mamadika resaka refa hitany fa tsy mamely le Andry
6. Mirananirina
(
21/10/2009 10:08)
hihihi..mahita hatsikana kely foana ny namana.mahafinaritra foana eh
7. pikatti
(
21/10/2009 10:57)
slt Mirana
aleo revena manja foana kah ,tsika ndray tsy manao saim-boto hotran'ireto tgvendrana reto ;-)
aleo revena manja foana kah ,tsika ndray tsy manao saim-boto hotran'ireto tgvendrana reto ;-)
8. Mirananirina
(
21/10/2009 11:27)
slt Pikatti,fa izaho aloha tena fanina mihitsy amin'ity ps mivadibadika ity eh.
9. pikatti
(
21/10/2009 11:49)
Efa noteneniko i wiwi fa tsy hanao ntsony "hono "mandritran'ny roa andro (voan'ny gripa mantsy nedala ao )entre pa aloha wiwi aza manambe ,kay saika hadinoko manaova vakisiny ihany elah ,tsisy hatahorana fa tsy misy mizava paps ry zalahy kah ,
Hay i Mirana ,saika hadinoko,inona moa le teneniko teo,ié le PS sandoka ,ka io ry Mirana diniho tsara fotsiny le tena vrai ps de ataovy lisitra a :lol:
Hay i Mirana ,saika hadinoko,inona moa le teneniko teo,ié le PS sandoka ,ka io ry Mirana diniho tsara fotsiny le tena vrai ps de ataovy lisitra a :lol:
10. Mirananirina
(
21/10/2009 12:06)
Marina izany pikatti an.
Ka angaha moa isika mety hahazo vakisiny eh! :( :( Vao ny mpitsabo sy ny zazakely ary ny bevohoka dia lany ny vakisiny. :( :(
Ka angaha moa isika mety hahazo vakisiny eh! :( :( Vao ny mpitsabo sy ny zazakely ary ny bevohoka dia lany ny vakisiny. :( :(
11. pikatti
(
21/10/2009 12:16)
Vao ny mpitsabo sy ny zazakely ary ny bevohoka dia lany ny vakisinyMirana ha ha ha
An an an H1N1 zany lazaiko zany kah,hatao vakisiny daholo mantsy de 15 à 70ans ,de nanontany i wiwi raha afaka mankany ,de novaliko nedala hoe raha ny vatan'elah aloha de tsy kobo hoe moins de 15ans elah hoa ha ha ha,fa i bazylou efa mihoatra be ny 70ans ha ha ha,
Ory l'ty wiwi efa lazaiko hoa elah fa tsisy ôsika any :-D :-D
