Cancer de la gorge : Azo sitranina????

1. mmmhh ( 20/10/2009 11:51)
Miarahaba o,
Misy olona akaiky be n'ny fianakaviana voan'ny cancer de la gorge, (efa confirmer), de nilaza ilay dokotera nandidy we, ny cancer @ tenda hono azo sitranina fa somary lafolafo ny fanafody, 10 millions, afarana any Frantsa.
De mba te hanontany anareo eto zah, tena marina ve io voalazan'io dokotera io, sa mba te hi-encourager ny fianakaviana fotsiny izy?
De raha marina de arakaraka ny degrer n'ilay cancer ve le izy, sa efa cancer de la gorge dia curable daholo?

Misaotra mialoha anareo hamaly
répondu par niryna le 27/10/2009 05:11
2. xxx ( 20/10/2009 20:11)
Tsy voatery fanafody avy any FRANTSA no mahasitrana BE LAVITRA ETO MADAGASIKARA fanafody mahasitrana toy ny mandravasarotra i RATSIMAMANGA SY NY VAHONA.
iLAY mandravasarotra no tena efficace fa handramo.
3. Nanoo ( 21/10/2009 05:36)
Bonjour!
Ny resaka cancer dia miankina foana @ stade naha-détecté azy ny chance mahasitrana na tsia azy intsony. Conseil: Araho araka izay lazain'ny médecin traitant anao fa tsy mitovy ny cas rehetra. Ny mamako zao voan'ny cancer de la gorge t@ 2004, dia nitsabo tena teto Dago, dia curée soa amantsara, nefa hatramin'izao mbola manao suivi systématique ihany. Ny rahavaviny nefa nitovy aretina taminy koa, saingy tsy avotra intsony 6 mois après détection du cancer satria efa avancé ny stade ny aretiny... Bonne chance!
4. mmmhh ( 21/10/2009 06:54)
xxx:
Tsy voatery fanafody avy any FRANTSA no mahasitrana BE LAVITRA ETO MADAGASIKARA fanafody mahasitrana toy ny mandravasarotra i RATSIMAMANGA SY NY VAHONA.
iLAY mandravasarotra no tena efficace fa handramo.

Tsy manda an'izany aho, fa ny an'i Ratsimamanga na Homeopharma , efficace no tsy misy effet negative FA lent ny fiasany, zavatra natao ho traitement le izy fa tsy hanasitranana haingana,
Nanoo:
Ny resaka cancer dia miankina foana @ stade naha-détecté azy ny chance mahasitrana na tsia azy intsony. Conseil: Araho araka izay lazain'ny médecin traitant anao fa tsy mitovy ny cas rehetra. Ny mamako zao voan'ny cancer de la gorge t@ 2004, dia nitsabo tena teto Dago, dia curée soa amantsara, nefa hatramin'izao mbola manao suivi systématique ihany. Ny rahavaviny nefa nitovy aretina taminy koa, saingy tsy avotra intsony 6 mois après détection du cancer satria efa avancé ny stade ny aretiny... Bonne chance!

Sady le cancer koa miankina @ herintsain'ilay marary,
Eny e, ankinina @ Atra ny zava-drehetra e,
5. ravonjison ( 21/10/2009 08:15)
mmmhh:

Miarahaba o,
Misy olona akaiky be n'ny fianakaviana voan'ny cancer de la gorge, (efa confirmer), de nilaza ilay dokotera nandidy we, ny cancer @ tenda hono azo sitranina fa somary lafolafo ny fanafody, 10 millions, afarana any Frantsa.
De mba te hanontany anareo eto zah, tena marina ve io voalazan'io dokotera io, sa mba te hi-encourager ny fianakaviana fotsiny izy?
De raha marina de arakaraka ny degrer n'ilay cancer ve le izy, sa efa cancer de la gorge dia curable daholo?

Misaotra mialoha anareo hamaly



Ny homamiadana dia misy karazany be dia be. Ny hoe cancer de la gorge, dia tsy milaza inon' inona raha ny prognose ( ny hiafarany ) no tianao ho fantatra.
Ilaina ho fantatra ny nature -ny, araka ny pathohistologie :
- bénin ( tsotsotra)
- malin ( mamorona metastase, ratsy )
Ny cancer bénin dia azo sitranina tokoa, ny cancer malin kosa dia matetika tsy azo sitranina intsony fa araha-maso sisa.
Ny fahombiazana @ fitsaboana dia miankina tokoa @ stade-n' ny cancer.
Ka raha tianao ho fantatra izany ny mikasika izany dia tsy maintsy anontanianao ilay dokotera hoe : bénin sa malin ilay cancer ?

Izaho anefa mino fa rehefa nolazainy fa azo sitranina dia azo sitranina izany.
Tsy azo atao mantsy ny mandainga @ olona raha resaka fahafatesana izany, ary izay lazainy koa mikasika ilay diagnose dia tsy maintsy documenté daholo (voasoratra ao anaty taratasy daholo) .
Noho izany tsy azoko inoana ilay hoe : te encourager ny fianakaviana fotsiny izy.!!!

6. mmmhh ( 22/10/2009 13:13)
Misaotra betsaka Ravonjison t@ fanazavana a,

Fa ny mbola tsy fantatray zao we malin sa benin le izy.

Mankasitraka e, :-*
7. ravonjison ( 22/10/2009 14:12)
mmmhh:

Misaotra betsaka Ravonjison t@ fanazavana a,

Fa ny mbola tsy fantatray zao we malin sa benin le izy.

Mankasitraka e, :-*



Mahereza e .
8. niryna ( 27/10/2009 05:11)
ravonjison:

Ilaina ho fantatra ny nature -ny, araka ny pathohistologie :
- bénin ( tsotsotra)
- malin ( mamorona metastase, ratsy )
Ny cancer bénin dia azo sitranina tokoa, ny cancer malin kosa dia matetika tsy azo sitranina intsony fa araha-maso sisa.
Ny fahombiazana @ fitsaboana dia miankina tokoa @ stade-n' ny cancer.
Ka raha tianao ho fantatra izany ny mikasika izany dia tsy maintsy anontanianao ilay dokotera hoe : bénin sa malin ilay cancer ?
io lazain'i ravo io koa no saika teneniko,misy izy efa mianaka ny vatana dia sarotra sitranina,misy mbola azo,na izany aza anefa dia marobe koa ny aretina sitran'ny fivavahana,finoana an'Atra,efa noresahiko teto fa nisy fianakaviana voan'ny cancer efa valo taona lasa izay,nivavka azy daholo ny fianakaviana sy ny havana akaiky,niaraka ny fitsaboana ary na ny volo matetika dia miova ny texture saingy ny azy vao maika lasa lavabe no tsarabe .
Mahereza ary ankino amin'Atra ny fiainany fa izay mahasoa azy no ataoNy ho tanteraka.
Aza atao fotsiny ny manome alahelo azy na manao izay mahatezitra azy fa vao maika miomby ny aretina raha be stress ilay marary


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1658