HAY VE KA I WIWI NO MPANAO PS FOPLA ATO !!!
1. ifiiona
(
20/10/2009 11:33)
fa maninona koa ifiona manao PS bobaka otrizany ?? hanaraka ny toetran'i Pikatti koa
Mody hoe pikatti hay nedala ihany io :roll: :roll: :roll:
répondu par pikatti le 20/10/2009 23:47
3. Mirananirina
(
20/10/2009 11:50)
fa maninona koa ifiona manao PS bobaka otrizany ?? hanaraka ny toetran'i Pikatti koa:-D :-D :-D :-D :-D
Mody hoe pikatti hay nedala ihany io
5. terrywui
(
20/10/2009 12:36)
ifiiona pîkatti a okzay letsy le fopla fa innn iany ary ty léé ! efa oe aleo hilamm amzay ny tanana !! elah ty ko ane sarotra tenenennn otran'io foan e! ref mba oe aokzay d okzay fa ts be mokony foana !
6. patrick2002
(
20/10/2009 12:39)
Ndotofetsy=pikatti ireo no mpanao PS fopla ato ry Ifiona ah! olona GTTay io olona io .
8. pikawui
(
20/10/2009 12:50)
hita wa ry patrick2002 tonga masika amin'izay isika tgv ato tonga dia manao hitsi ndalana be @ izay an
hon hon hon her her her her
hon hon hon her her her her
9. xxx
(
20/10/2009 12:55)
Ndraso kely alou ! tsss mazava , reo ps ve nou fopla sa reo olona miintsy ?? :?: :?: :?: :idea:
15. stalingrad
(
20/10/2009 13:20)
tena voavetaveta be ny anaran'i pikatti klé , "pikawui ,tikapi, tikawui ,Tilapi ,pikkati .......mapalaelo ndray pikatti le ! :idea: :roll: :oops:
18. ifiona
(
20/10/2009 13:42)
Miranirina >>> za ihany aki ty a! ifiona fa tsy ifiiona na dia nalain-dry lerony aza ilay sary, fa io anie mora hita @ internet e
ts misy matahotra an'ireo zazabe ts ampy nono ireo ato e! ao ve
:miam:
ts misy matahotra an'ireo zazabe ts ampy nono ireo ato e! ao ve
:miam:
19. swnan
(
20/10/2009 15:19)
Efa hita zao fa pikatti ihnay io e!!!
Aleo tonga ary de samia milaza zay ps fopla nataony é,
reto ihany no nataoko ry ifiona
ifiona,patrick2002,ndotofetsy,pikati,dadabe
her her her her hon hon hon !!!
Aleo tonga ary de samia milaza zay ps fopla nataony é,
reto ihany no nataoko ry ifiona
ifiona,patrick2002,ndotofetsy,pikati,dadabe
her her her her hon hon hon !!!
