nono be: azo akelezina v? sa mapididoza ohatr risk du cancer

1. xxx ( 19/10/2009 06:22)
ny nono kely am zao de azo alebeazina am reny fitaovana manara penitra ireny
ka ny nono be ve mba azo akelezina kou !! ohatra am reny produits na creme amincissante reny ??? Sa mety mampidi-doza ny fanaovana an zany !!!
misaotra an zay retra manome hevitra.
répondu par Ratoa le 18/11/2009 21:10
2. Mirananirina ( 19/10/2009 09:19)
dry...fa ianareo ve adala sa ahoana,ny olona aza hanalehibe hitady ny ho ngeza ka ny anareo hakelezina.Hoento aty ho ana rehefa tsy tiana. :wink:
3. mmmhh ( 19/10/2009 10:15)
Zah aloha mbola tsy naheno olona nanakely nono e
eny e, mety possible zany ka,

F'angah ho anao le izy? ajanony @ zao fa tsy misy tsara ohatran'ny be nono,
Na vehivavy na lehilahy samy mitsiriritra vehivavy be nono daholo , koa ny anareo indray ho hakelezina!!???
4. xxx ( 19/10/2009 11:01)
tsara ngah ny be nono??? fa maninn ????
5. botra10 ( 19/10/2009 12:41)
xxx:

tsara ngah ny be nono??? fa maninn ????



tena tsara ny be nono ka
atombokatsika any @ momba anao aloha
refa miakanjo ndry de maneva andry daholo nainona na inona; be mpitsiriritra ndry na vavy na lahy sns
any hafa ndray refa miteraka ndry de mlam ny bébé sy dadany fa voky lava ze tsy laniny bébé any dada de refa lehibe(18+) ilay bébé de tsy tia minono ntsony fa efa voky tamin'ny mbola kely sationany fotsiny io
ILAY IZY VE ngodabe no ahena???? :-$
6. simplex ( 19/10/2009 12:55)
dry...fa ianareo ve adala sa ahoana,ny olona aza hanalehibe hitady ny ho ngeza ka ny anareo hakelezina.Hoento aty ho ana rehefa tsy tiana. ;)
7. Papoose ( 19/10/2009 14:24)
xxx, raha bota enao dia mampihena tena hijerena raha hanaraka ny nono...fa kosa raha vahana dia eeee...lanjao am-pahombiazana :wink:
8. bazylou ( 19/10/2009 18:47)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
9. xxx ( 18/11/2009 14:02)
za ary ry reto te anabe nono a! de aona no ataoko
10. Ratoa ( 18/11/2009 21:10)
Tsy hita é!!! Ny mahia mitady ny hatavy ; ny matavy maniry ny hahia. Ny fohy manejika ny lava....Tsy hita é!!!! Raha hita mantsy manahirana.... Hoy ilay zandriko izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8903