Petsa tsisy ho raisina ntsony ny tgv ,ndao GTT daholo

1. mitapiwiui ( 17/10/2009 12:45)
Nanaraka ny namana terrywui koa aho ry swann =stanligrad a,
Vizaka be le tgv e ,miala tsy indrindra indrindra :-* :-* :-* :-*
répondu par pikatti le 19/10/2009 13:25
2. pappouse ( 17/10/2009 12:46)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
3. terrywiui ( 17/10/2009 12:48)
mahafinaritra be ny aty aminay GTT ,tongava daholo
4. pikkati ( 17/10/2009 12:48)
eny e! hanaraka ny GTT vetivety isika ry mitapiiwuii fa refa aveo isika hiverna TGV ihany fa mba hijery soapapa haminganana azy fotsiny a! d'acc letsy zany a!!
5. pikkati ( 17/10/2009 12:53)
raha tsy vendrana sy tsy ampy saina tokoa ve ahazo ny Fanjakan'ny ampy saina sy miseho nahita fianarana ?
--sady zao ny Fanjakany tsy mety azony nefa hono nianatra !
-- ze marina lazaina e! tokony ho mora aminareo milaza ho avarapi zany anie ny mamerina ny Fanjakanareo nandihizan'ny sasany zao e!
--sa nareo avarapi dondrona ,dondrona manampahaizana ,vendrana manantsaina ,sssssshh ! vava no be ,taimbava no alefalefa fa ny réeel aloha de tsy mety azonareo na ovin na ovin tsony ry TIM sy ravalo io fanjakana io a,

aleoko iany manaraka ny TGV kah !!!
6. terrywiui ( 17/10/2009 12:55)
i pikatti efa lasa any ,miaraka @ portable apple iny , jero any lery :-* :-*
7. ntss ( 17/10/2009 12:57)
manao monologue njay i wiwi, ohatry ny mahita reny ankizy kely manao tantara reny ny mahita an'la mampiady resaka TGV VS TIM eo!! ndana manao facebook refa tsisy atao
8. ifiona ( 17/10/2009 13:11)
:-D :-D
9. ntss ( 17/10/2009 13:23)
:lol: :lol:
10. Mirananirina ( 17/10/2009 14:34)
Mivoaha tao ianao pikatti fa tsy mety ity kambana aminao ity ka :( :wink: :) :^) :^) :^) :/ :/ :�) :�) :�) :-o :-o :-o :-o :-o :) 8O :lol: :( :? :? :x :x :cry: :cry: :-P :-P :-P :-o :-o :-o
11. swann ( 17/10/2009 16:44)
gejzierhszyudfhsosrfOISDFJOksfd
12. mitapiwui ( 17/10/2009 18:11)
MISY MANGALATRA KOSA RY INGAHY NY PS NAY E TENA TSY TARINY KOSA AN
13. pikawui ( 18/10/2009 07:13)
dia tsy hay intsony izy fa miady mafy
TGV vs TIM GTT :* :* :*
14. pikatti ( 19/10/2009 13:25)
pikawui
efa espèces en voie de disparution zany tgv zany , tantara sisa no havelany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0583