RAGARDER VIDEO Journal-Tour d'horizon 15 octobre 2009-3è ren
1. vatofototra
(
16/10/2009 14:14)
RAGARDER VIDEO Journal-Tour d'horizon 15 octobre 2009-3è rencontre reportée.
- L'ultime réunion entre les 4 chefs de fil des mouvances, prévue se tenir le 17 au 19 octobre 2009 à Genève, a été reportée.
- La requéte de Monja Roindefo pour suspendre la nomination de son remplaçant a été prise en compte par le Conseil d'Etat.
- Rencontre entre Monja Roindefo et Andry Rajoelina
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

répondu par pikatti le 17/10/2009 10:20
2. locl
(
16/10/2009 14:22)
Mandainga indray le Radio fa nilaza fa nanaiky Rav8 ny ho any Berlin, kanefa izy efa nilaza fa tsy mihetsika raha tsy ao Afrika sy eto Mada, izany ka tena lehilahy,mitana ny teny nomeny.
Tsy misy mihoatra an'i Dada hoy aho, hay ve ka natahotra ihany, noheveriko fa hoe tsy lmila ny soniany e
Tsy misy mihoatra an'i Dada hoy aho, hay ve ka natahotra ihany, noheveriko fa hoe tsy lmila ny soniany e
3. pikkati
(
16/10/2009 16:05)
za efa tsy manohana anareo gtt tsony e, ampy zay ! jereo ko fa nitsefotra sahady ny tim fa nandresy tanteraka ty ny Tgv ,, andao ry zalah hivadika palitao fa gaigy ty klé , kozy e, raiso letsy zahay wuiwui fa hanamafy isa analaisany a! resy le gtt kely tato klé :-* :-* :-* :-* :-*
4. pikatti
(
17/10/2009 10:20)
GTT mitohy foana , ary asehonay fa mahery izahay androany ,aza mandalo any elah wiwi raha tsy miaraka aminay sao vita kitoza any klé :-D :-D