fandresena mihezinezina hoany presedent andry rajoelina

1. mitapiwui ( 16/10/2009 09:53)
raha t@ janvier 2009 raha tadidintsika dia inona avy no notakiany ANDRY
ny fialan'i ravalomanana tsy ho president
ny fametrahana ny tetezamita izay tarihiny
misaotra anao Dramé debile mentale izay nanaifina an'i Andry tao @ TAO AMBASSADE OUN
HON HON HON HON HON
répondu par Ratoa le 16/10/2009 20:17
2. mitapiwui ( 16/10/2009 10:00)
izao lasa fianakams i dramé debile,hon hon hon hon hon hon
i Andry ihany no president ary mangalaza no pm izay no vita sonia ary tsy ilaina intsony sonia hafa
merci izany ka fianakams an
3. xxx ( 16/10/2009 10:03)
tsy mila PM mangahazo Eugene :evil: :evil: :evil:
4. ntss ( 16/10/2009 12:32)
Eisé Rahery e! aloka sisa ny pseudo n 'la fa voakiana mafy
5. Mirananirina ( 16/10/2009 13:20)
Ekena fa mandresy ny anareo e.Fa tsy mandrakizay
6. xxx ( 16/10/2009 13:46)
marina zany Mirana a! herintaona raha b indrindra d mampibitaka andr'izalahy! ny ahy aloha zao d miandry any lé 0,8% lé vato mba azony @ fifidianana fa tena sur za fa tsy sahy hiditra eto tsony ry zalahy ireo
7. locl ( 16/10/2009 14:26)
FANDRESENA AMINY AHOANA MOA IZY IZANY E! TSY MBOLA TAFAVOAKA NY ALA FA TANDREMO AN!
IZAO KA NAHEMOTRA INDRAY GENEVE FA TSY NETY HO ANY RAVALOMANANA.

HAY VE KA NATAHOTRA NY HANAO FORCING INDRAY E!

MBOLA AIZA E, NA BATAILLE IRAY AZA TSY AZONAREO TGV.

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. pikkati ( 16/10/2009 15:45)
Eny e! fantatro iany ry zalah fa handresy ity TGV ty ka zay mitsy no nampifindra ah haingana ho any mb tsy itaingina soavaly maty ! ka de misaotra ny TGV tam fandresena fa tsara fahatongavana zah Pikatti zany !
9. mitapiwui ( 16/10/2009 15:58)
iza izao no mitondra ny firenena ,ny president Andry
efa tafavoaka ny ala ny tgv na dia tsy nisy rail handehanany aza e ,dramé debile eo hanampy anay ,hon hon hon hon hon hon
10. pikkati ( 16/10/2009 16:09)
=D> =D> =D> =D> =D>


=D> =D> =D> =D> =D>

VIVE TGV
VIVE TGV
11. Ratoa ( 16/10/2009 20:17)
Amin'ny fomba ahoana no ilazana fa fandesen-dehibe ny an'i Andry? Miady an-trano ny équipe-ny. Ary andraso Ratsirahonana sy i Ny Hasina hamboraka!!! Dia ho hitano eo izany hoe miady an-trano nohon' ny seza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0475