Mody miady sa tena miady e !
1. rabaradaka
(
15/10/2009 06:41)
Mahalasa saina ry dadatoa ny zava-misy : tena miady marina ve ireto mpanao politika sa mody miady e ?
répondu par Papoose le 15/10/2009 22:48
2. ravatorano
(
15/10/2009 08:24)
aiza koa no hisy mpanao politika tena miady izany !
jereo izay efa nandalo rehetra teo izay e ! anio mifanompa mihitsy aza tsy mifampitsitsy afaka roa andro defa mifandom-bera indray
anio tena mpifahavalo fa miady seza fa reefa mivadika ilay palitao ohatran'ny tsy misy akoriny izay ka inona no ilazana azy miady sa mody miady !
izany no atao hoe politika feno polifika ry akama an !
tena mampibaradaka an :-P

3. bazylou
(
15/10/2009 08:52)
asio pm vomanga indray e, rehefa tsy mety ny mangahazo sy ny roindefo
5. zaokou
(
15/10/2009 09:47)
tena miady seza ireo
zay no asany sy hifidianana azy
misy aza manongam_panjakana mihintsy miaraka @ vazaha mividy miaramila
faty olona mivarararaka
koa tandremo manao hevi-diso
zay no asany sy hifidianana azy
misy aza manongam_panjakana mihintsy miaraka @ vazaha mividy miaramila
faty olona mivarararaka
koa tandremo manao hevi-diso
7. terrywiui
(
15/10/2009 11:16)
asio pm vomanga indray e, rehefa tsy mety ny mangahazo sy ny roindefo
Paiso daholo ny PM ao rabazy a,tsika tsy mila tgvendrana zany !!!her her her !!!hon hon hon :evil: :evil:
9. AndriambyII
(
15/10/2009 11:47)
http://www.madagascar-tribune.com/
http://www.madatsara.com/
http://www.futura-sciences.com/
http://www.futura-sciences.com/fr/thema/matiere/
http://www.sobika.com/
http://www.topmada.com/
http://www.topmada.com/
http://madanews.free.fr/indexnews.php?limit=10,5
http://www.madagascarmagazine.com/
http://www.taratramada.com/
http://www.madanight.com/
http://www.ambiky.com/
http://www.les-nouvelles.com/
...........
(à suivre )

10. pikatti
(
15/10/2009 12:24)
slt Billy ,misy vakiana reo ralina zany klé,de asio fanampiny kely ao ho an'i terrywiui :-D :-D
11. Mirananirina
(
15/10/2009 12:46)
Paiso daholo ny PM ao rabazy a,tsika tsy mila tgvendrana zany !!!her her her !!!hon hon hon:-D :-D :-D
Mahalasa saina ry dadatoa ny zava-misy : tena miady marina ve ireto mpanao politika sa mody miady e ?
jereo izay efa nandalo rehetra teo izay e ! anio mifanompa mihitsy aza tsy mifampitsitsy afaka roa andro defa mifandom-bera indraybe politika io e.
de asio fanampiny kely ao ho an'i terrywiuiefa be loatra ireo pikatti an
12. AndriambyII
(
15/10/2009 13:22)
Isipagasy no andrasana hametaka an' ilay afisy ra pikatti a!! fa nakaiza hono izy ?
13. ntss
(
15/10/2009 13:56)
Tsy araky gtt ndray fa manoeuvre de diversion ilay fika mody miady am zay adino ravalo sy ny "za tsy manaiky" :lol: :lol: :lol:
14. xxx
(
15/10/2009 20:02)
Tsy aleo hifamono ao fa izay koa no tsar olona tsy valahar iray trano ireo ,zay olona 100 ve no ba mpanaraka azy,SANS VALUER!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
15. xxx
(
15/10/2009 20:04)
ALEO hifamono faty eo reo tsisy saina ireo fa SANS VALEUR!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
16. Papoose
(
15/10/2009 22:48)
rabaradaka:
Mahalasa saina ry dadatoa ny zava-misy : tena miady marina ve ireto mpanao politika sa mody miady e ?
manao ohatran'ny acteurs lesy a! fa ny sosy be any ambadika mikoriana ihany!!!
dia ny fanatik moa dia entina @ sangany aby fotsiny!!!
:lol: