Mody miady sa tena miady e !

1. rabaradaka ( 15/10/2009 06:41)
Mahalasa saina ry dadatoa ny zava-misy : tena miady marina ve ireto mpanao politika sa mody miady e ?
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 22:48
2. ravatorano ( 15/10/2009 08:24)
aiza koa no hisy mpanao politika tena miady izany !
jereo izay efa nandalo rehetra teo izay e ! anio mifanompa mihitsy aza tsy mifampitsitsy afaka roa andro defa mifandom-bera indray
anio tena mpifahavalo fa miady seza fa reefa mivadika ilay palitao ohatran'ny tsy misy akoriny izay ka inona no ilazana azy miady sa mody miady !
izany no atao hoe politika feno polifika ry akama an !
tena mampibaradaka an :-P
3. bazylou ( 15/10/2009 08:52)
asio pm vomanga indray e, rehefa tsy mety ny mangahazo sy ny roindefo
4. AndriambyII ( 15/10/2009 08:54)
Sarin'ady no tena misy !!
5. zaokou ( 15/10/2009 09:47)
tena miady seza ireo
zay no asany sy hifidianana azy
misy aza manongam_panjakana mihintsy miaraka @ vazaha mividy miaramila
faty olona mivarararaka
koa tandremo manao hevi-diso
6. ndotofetsy ( 15/10/2009 10:56)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
7. terrywiui ( 15/10/2009 11:16)
asio pm vomanga indray e, rehefa tsy mety ny mangahazo sy ny roindefo

Paiso daholo ny PM ao rabazy a,tsika tsy mila tgvendrana zany !!!her her her !!!hon hon hon :evil: :evil:
10. pikatti ( 15/10/2009 12:24)
slt Billy ,misy vakiana reo ralina zany klé,de asio fanampiny kely ao ho an'i terrywiui :-D :-D
11. Mirananirina ( 15/10/2009 12:46)
Paiso daholo ny PM ao rabazy a,tsika tsy mila tgvendrana zany !!!her her her !!!hon hon hon
:-D :-D :-D
Mahalasa saina ry dadatoa ny zava-misy : tena miady marina ve ireto mpanao politika sa mody miady e ?
jereo izay efa nandalo rehetra teo izay e ! anio mifanompa mihitsy aza tsy mifampitsitsy afaka roa andro defa mifandom-bera indray
be politika io e.
de asio fanampiny kely ao ho an'i terrywiui
efa be loatra ireo pikatti an
12. AndriambyII ( 15/10/2009 13:22)
Isipagasy no andrasana hametaka an' ilay afisy ra pikatti a!! fa nakaiza hono izy ?
13. ntss ( 15/10/2009 13:56)
Tsy araky gtt ndray fa manoeuvre de diversion ilay fika mody miady am zay adino ravalo sy ny "za tsy manaiky" :lol: :lol: :lol:
14. xxx ( 15/10/2009 20:02)
Tsy aleo hifamono ao fa izay koa no tsar olona tsy valahar iray trano ireo ,zay olona 100 ve no ba mpanaraka azy,SANS VALUER!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
15. xxx ( 15/10/2009 20:04)
ALEO hifamono faty eo reo tsisy saina ireo fa SANS VALEUR!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
16. Papoose ( 15/10/2009 22:48)
rabaradaka:

Mahalasa saina ry dadatoa ny zava-misy : tena miady marina ve ireto mpanao politika sa mody miady e ?


manao ohatran'ny acteurs lesy a! fa ny sosy be any ambadika mikoriana ihany!!!

dia ny fanatik moa dia entina @ sangany aby fotsiny!!!


:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2723