tsy hain'ny gasy

1. bazylou ( 14/10/2009 18:23)
ny mamehy sy mitondra ny fiainam pireneny, ary rehefa tsy hainy io dia aza gaga fa ny fotsy hoditra no hitondra azy, amin'ny fombany sy fisainany, helas,,,, beurrk
répondu par pikatti le 15/10/2009 10:38
2. Papoose ( 14/10/2009 19:19)
hay zilouba tsy gasy!!! :lol:
3. maryline ( 14/10/2009 20:03)
ndeh atao hoe Pappoose indray e! :lol: :lol: :lol:
4. fijo ( 14/10/2009 20:42)
marina mihintsy io voalazan'i bazy io,ka mila mitandrina isika,izay no tsy hanekena olona natosiky ny frantsay hanongana ny fitondrana laninn'y vahoaka
5. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:09)
za ao ty tokony alana pm fa ntsay le pm vovao io hereo fa vao tonga avy any france lery :^) :^) :^) :^) :^)
6. pikatti ( 14/10/2009 22:09)
le tgv ty ndray ary zao vao maika manondrana,misolelaka @ frantsay tsisy hazon-damosina hotran'i le8
7. Papoose ( 14/10/2009 22:14)
maryline:

ndeh atao hoe Pappoose indray e! :lol: :lol: :lol:



hoe? :?:
8. pikatti ( 14/10/2009 22:16)
slt papoose
ary toa tsy nahodina olona le PS pelaka nataon'i wiwi :lol:
9. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:18)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. xxx ( 14/10/2009 22:34)
ndotofetsy =pikatti :-D :-D :-D
11. Papoose ( 14/10/2009 22:42)
pikatti:

slt papoose
ary toa tsy nahodina olona le PS pelaka nataon'i wiwi :lol:



dia tsy haiko fa aferany zany :wink:
12. ndotofetsy ( 14/10/2009 22:43)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. xxx ( 14/10/2009 22:54)
hon hon hon
14. xxx ( 14/10/2009 23:21)
ndontofetsy=zoam :-D :-D :-D
15. Papoose ( 14/10/2009 23:25)
egal hatrany hatrany :lol: tsss
16. pikatti ( 14/10/2009 23:31)
ary wiwi=ndontofetsy koa ve :-D :-D
17. Papoose ( 15/10/2009 00:29)
aleo mody manao masobe tsy mahita fa aleo ny hypotezy rehetra handeha eeee!! :lol:
18. xxx ( 15/10/2009 06:40)
pikatti =
http://www.humour.com/videos-comiques/videos_zr.asp?VIDvideo=14320
19. pikatti ( 15/10/2009 10:38)
Sao kosa aza de tezitra be elah wiwi fa voakenda tao le pikkatin'elah de nentim-po be tany ndray klé,moramora ihany bainn ,elah maty boriny eo ny politika misy foana :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1403