Ministres no manao aferana bois de rose
1. rabaradaka
(
14/10/2009 12:15)
Mazava be ny resaka fa Ministre taloha sy ny ministres maromaro ao amin'ny HAT miampy an'i Monibou no ao ambadiky ny aferana bois de rose. Sahia manao dingana lehibe milaza ny tena marina e
répondu par pikatti le 14/10/2009 23:37
3. AndriambyII
(
14/10/2009 13:20)
http://www.lexpress.mu/story/6687-benji-l-histoire-d-un-survivant-malgache.html
Ary ahoana ity baradaka be ity ra baradaka ? tena nibaradaka be lery teto k'ty !!
Ary ahoana ity baradaka be ity ra baradaka ? tena nibaradaka be lery teto k'ty !!
10. terrywui
(
14/10/2009 16:23)
resaka fopla tsisy mazava ,,aiza ze milaza bdr eo?? io ihany no nialan'i Pikatti taminareo Tim io tsisy zavatra mitombina io !! zao pikatti lasa akamanay be zao .....!! :-* :idea: :idea:
13. pikatti
(
14/10/2009 22:14)
zao pikatti lasa akamanay be zao .....!
ary tsisy mihaino leity elah zany nefa mba navelako nilalao tato ihany klé,efa fantatrin'olona kay fa fopla lisany foza tony :-D
17. xxx
(
14/10/2009 22:35)
io indray le resaka bois de rose mampatsiahy an le siamois politika ,en fin nizara roa ihany moa le izy 8-) 8-) 8-)
18. pikatti
(
14/10/2009 22:40)
Ka tsy maintsy notapahina le fika de tsy maintsy novonoina ny iray t@ ndry zalahy ,fa le eto zao mbola tsy maty tsara i Roindefo :-D